Ilaina ny fanovan-drafitra eto Madagasikara – Benasaina, tanora ao Diego| Webcast Gen Z Madagasikara
Автор: SOIO - Soa Iombonana
Загружено: 2026-01-04
Просмотров: 24
Описание:
Tanora toy ny tanora rehetra i Benasaina, nitaky fanovan-drafitra teto Madagasikara.
Mpianatra Master II amin’ny lalam-piofanana Toe-karena ao amin’ny fakiolte DEGSP an'ny Oniversiten’Antsiranana izy, fiofanana entiny handinihana ireo olana mianjady amin'ny firenena.
Amin’ny maha mpitondra tenin’ny Gen Z ao Antsiranana azy dia mitaky fanovàna rafitra mazava izy : fiadiana amin’ny kolikoly, famongorana ny fibodoana toerana, ary fananganana rafitra mangarahara ho an’ny rehetra.
#HoSoaIombonana #genzmadagascar #genzantsiranana #demokrasiamainty #podcast
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: