Diso firenena tokoa ve isika ? – Carine Rakotomanantoanina | Webcast GenZ Madagasikara EP 2
Автор: SOIO - Soa Iombonana
Загружено: 2025-12-04
Просмотров: 95
Описание:
16 taona tao aorian'ny hetsika 2009 : mbola mitohy ny tolona, ary ny Gen Z Madagasikara no nitarika azy ny 25 septambra 2025.
Firenena tokony hamiratra tokoa raha i Madagasikara. Manana olona manam-pahaizana, harena an-kibon'ny tany, saingy toa tsy mitondra mankany amin'ny fandrosoana. Inona ny olana ? Mety ho ara-tsosialy ve ? sa ara-ekonomika ?
Araho ao anatin'ity horonantsary ity ny tafatafa nifanaovana tamin'i Carine Rakotomanantoanina, mpianatra ho mpitsabo ary anisan'ireo mpitondra tenin'ny Gen Z Madagasikara.
#HoSoaIombonana #DemokrasiaMainty #GenZ #GenZMadagascar #GenZMadagasikara
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: