Fanovan-drafitra : Mila omena lanja ny fampianarana ambony | Podcast Soa Iombonana
Автор: SOIO - Soa Iombonana
Загружено: 2026-01-09
Просмотров: 1315
Описание:
Ny fianarana hono no lova tsara indrindra. Raha jerena anefa ny toeran’ny fampianarana eto Madagasikara dia toa manahirana ihany.
Efa taona maromaro no hita fa tsy natao ho laharam-pahamehana ny fampianarana eto Madagasikara, indrindra fa ny fampianarana ambony. Ny karaman’ny mpampianatra tsy voaloa ara-potoana, ny efi-trano fampianarana tsy tomombana, ny teti-androm-pampianarana tsy mazava.
Fanovàn-drafitra, izay no lohahevitr’ity resaka ifanaovan’i Profesora Esoavelomandroso sy Fenitra Rahadra ity.
Mazava ny fangatahana : fanomezan-danja ny fampianarana ambony, fametrahana mazava ny teti-androm-pampianarana, fanatsràna ny fotodrafitrasa eny amin’ny anjery manontolo. Ary indrindra indrindra : fametrahana ho laharam-pahamehana ny fampianarana sy ny mpampianatra.
#HoSoaIombonana #Podcast #FampianaranaAmbony #EnseignementSupérieur
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: