MPK - METEZA HO HAVAOZINA - SOLOFO RAMAHOLIMIHASO
Автор: Chaîne d'Honnêteté
Загружено: 2020-10-30
Просмотров: 993
Описание:
RY MPAMPAHATSIARO AN'I KRISTY, AZA MANGINA 26/10/2020
📖 Romana 12.2
SOLOFO RAMAHOLIMIHASO
Fantaro mandrakariva ny sitrapon’Andriamanitra ho anao. Ny olona tsy manaraka ny fanaon’izao tontolo izao ihany no afaka hamantatra ny sitrapon’Andriamanitra
👉 Foano izay fanaon’izao tontolo izao ao amin'ny fiainanao
👉 Meteza ho havaozina, “Laisse-toi transformer”
✅ Manasa anao hiara-hiombom-bavaka isaky ny alatsinainy amin'ny 08.30 alina ao amin'ny Internet amin'ny alalan'ny Zoom
👉 Mbola tsy manana ilay Rohy Zoom ? Alefaso amin'ireto manaraka ireto ny anaranao feno :
SMS: 034 75 235 51/ Mailaka: [email protected] / MP
👉 Mbola tsy mpikambana? Maneke no mpiara-miasa amin'ny Tompo. Midirà ho mpikambana: https://bit.ly/30et4HJ
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: