OLONA MIAVAKA - Pasteur Solofo Ramaholimihaso
Автор: Chaîne d'Honnêteté
Загружено: 2020-05-19
Просмотров: 530
Описание:
Nehemia 10.29
Mitady olona MIAVAKA Andriamanitra, satria manaraka ny Teniny. Mitady olona MANAIKY OZONINA Andriamanitra raha mivadika amin'ny fanekeny.
Vonona ve ianao ny hanao fanekena amin'i Jesoa, hijoro amin'ny fahamarinana, tsy hanao kolikoly? Izy no hanampy anao ao anatin'izany. Ny endrasany aminao dia ny fahavononanao hijoro eny amin'ny sehatra misy anao.
Mbola tsy mpikambana ? Ndao hiara-hijoro amin’ny fahamarinana : https://bit.ly/30et4HJ
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : https://bit.ly/33eXjzC
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: