Fantatry ny Tompo - Antsan'ny Lanitra
Автор: Antsan'ny Lanitra - EKAR Md Joany XXIII Itaosy
Загружено: 2025-04-29
Просмотров: 124
Описание:
Fantatry ny Tompo anie ny ao am-ponao ao
Aza afenina azy re f’hitany avokoa
Tsapan’Izy Tompo anie ny hetahetanao
Aza mihafahafa re miresaka aminy
(Fiv)
Ianao no Ray be fitia antsoantsonay ety
Ilay hazavana mameno ny endrikao
Mba omeo ireo vahoakanao
Hitan’Izy Tompo anie ny fiainanao
Aza idifiana re f’hitany avokoa
Henon’Izy Tompo anie ny tarainanao
Aza mihafahafa re miresaka aminy
Fa ny Tompo irery anie no miandry anao
Aza ela loatra re tonga ao aminy
Atolory azy izao ny ao am-ponao ao
Fa ianao no reharehan’ny asa tanany
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: