Endrey - Antsan'ny Lanitra
Автор: Antsan'ny Lanitra - EKAR Md Joany XXIII Itaosy
Загружено: 2025-05-14
Просмотров: 219
Описание:
🎼 ENDREY ✝ 💌
Endrey izany fitiavanao ry Tompo ô ! (Fa nanolo-tena Ianao)
Ho anay rehetra, noho izato fanetren-tenanao
Tsy misy fetra
(Fiv.)
Endrey (in-5)
Ianao ihany endrey
Ry Tompo ô endrey
No manan-kery endrey,
Ry Tompo ianao ihany no Tomponay hatrany
Endrey izany fahalemenao, ry Tompo ô! (Fa nisolo anay Ianao)
Mba hamonjy anay noho ireto fahotanay rehetra
Izay vitanay
Endrey izany hatsaram-ponao, ry Tompo ô! (Fa tsy nanary anay Ianao)
Na aiza haleha dia hihoby ny Anaranao
Ka hilaza hoe :
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: