ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy: LAHIMATOA TALOHAN'IZAO ZAVATRA ARY REHETRA IZAO

Автор: Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar

Загружено: 2026-02-15

Просмотров: 337

Описание: LAHIMATOA TALOHAN'IZAO ZAVATRA ARY REHETRA IZAO
Ao amin'ny Testamenta Vaovao, ny teny hoe "Lahimatoa" dia saika manondro an'i Jesosy mandrakariva (jereo ny Lio. 2:7; Rôm. 8:29; Heb. 1:6; Apők. 1:5), anisan'izany ny ao amin'ny Kolosiana. Kanefa, na dia manondro olona hafa aza izany teny izany, dia tsy voatery izay teraka voalohany no tondroiny. Ny hevitry ny "lahimatoa" ao amin'ny Baiboly dia manasongadina ny fifandraisana manokana ifandraisan'ny zanaka lahy amin-drainy, na fahafiry na fahafiry ny filaharany eo amin'ny fahaterahana. Ankoatra izany, dia misy ny ohatra mikasika ireo zanaka lahy tanora kokoa nefa nanana fahamboniana noho ny rahalahiny: i Isaka sy i Jakoba ary i Josefa, raha tsy hitanisa afa-tsy izy ireo isika.

I Davida, na dia zandriny indrindra aza tamin'ireo zanakalahin'ny rainy izay niisa valo, dia nohosorana ho mpanjaka (1 Sam. 16:10-13), ary io mpanao saiamo io no nilazan'Andriamanitra hoe: "Ary Izaho kosa hanao azy ho lahimatoa, ambony indrindra amin'ny mpanjakan'ny tany." - Sal. 89:27. Izao koa no nolazain Andriamanitra tamin'i Mosesy: "(...) Zanako lahimatoa Isiraely -Eks. 4:22. Araka izany, dia manondro fahamboniana izany teny izany.

Vakio ny Kol. 1:15-17. Inona no antony mahatonga an'i Paoly miantso an'i Jesosy hoe "Lahimatoa talohan'izao zavatra ary rehetra izao"?

Mazava loatra ny tian'i Paoly hambara: tsy i Jesosy no voary noforonina voalohany indrindra. Raha ny marina aza dia manilika tanteraka izany fiheverana izany mihitsy izy. Indroa no nilazany tamin'ny fomba samy hafa fa i Jesosy no nahary ny zavatra rehetra. Izy no nahary ireny ary ho Azy izany (Köl. 1:16). Ao anatin'izany, dia i Jesosy no notendren Andriamanitra manokana mba hanatanteraka ny famoronana (jereo koa ny Efes. 3:9; Jao. 1:1-3; Apok. 4:11).

Fanambarana feno araka izay tratra no nataon'i Paoly. Ny rehetra dia tena midika ho rehetra - amin'ny erana (ny lanitra sy ny tany), amin'izay rehetra misy (ny hita maso sy ny tsy hita), ary amin' amin'ny asa (seza fiandrianana, fanapahana, fanjakana ary fahefana). Ity farany dia hoenti-manondro ireo anjely (jereo ny Efes. 3:10; Efes. 6:12). Toa tian'i Paoly ny hahazo antoka fa tsy ho diso ny fandraisana ny hevitra ambarany, ka nolazainy koa fa efa nisy "talohan'ny zavatra rehetra" i Jesosy (Kôl. 1:17 (Kôl. 1:17). Ny teny grika ilazana izany dia midika ho fahamboniana na fizokiana eo amin'ny laharana sy ny fotoana, saingy ao amin'ny ohatra hafa resahin'ny asa soratr'i Paoly, dia manondro ny fotoana izany (jereo ohatra ny 1 Kör. 2:7; Gal. 1:17; Efes. 1:4).

Antony iray hafa hoentin'i Paoly milaza ny fahambonian'i Jesosy koa izao: "ao Aminy no aharetan'ny zavatra rehetra" - Köl. 1:17. Ny teny grika (synistemi) dia midika ara-bakiteny hoe: "mampitambatra" na "mampiray". I Jesosy no mampiray an'izao rehetra izao, tsy noho ny maha Mpamorona Azy fotsiny fa noho ny maha Mpanavotra Azy koa.

Maty ho antsika Andriamanitra, ilay Mpamorona. Inona no azon'ny asantsika anampiana amin'izany? Nahoana no fitenenan-dratsy ny anaran'Andriamanitra ny fiheverana fa mety hanampy ny zavatra efa vitan'i Kristy ny asantsika?

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy: LAHIMATOA TALOHAN'IZAO ZAVATRA ARY REHETRA IZAO

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY

Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )

Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )

🚫NAHAZO FANAKIHANANA MIVAIVAY NY FILOHA COLONEL MICKAEL🚫❗

🚫NAHAZO FANAKIHANANA MIVAIVAY NY FILOHA COLONEL MICKAEL🚫❗

Marka 16: 15 - Aleo mangina

Marka 16: 15 - Aleo mangina

NOHAVAOZINA - NY FAHARETAN'NY FINOANA

NOHAVAOZINA - NY FAHARETAN'NY FINOANA

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

16Fev2026

16Fev2026

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

Pr JEAN LUC: Hilaza ny marina momba ahy aminareo aho manoloana ny politika sy ny maha Pastora

Pr JEAN LUC: Hilaza ny marina momba ahy aminareo aho manoloana ny politika sy ny maha Pastora

NISAVA NY TRANON'I AUGUSTIN ANDRIMANANORO NY MPITANDRO FILAMINANA

NISAVA NY TRANON'I AUGUSTIN ANDRIMANANORO NY MPITANDRO FILAMINANA

NY TADY TELO OLANA SAROTRA TAPAHINA | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO

NY TADY TELO OLANA SAROTRA TAPAHINA | BISHOP PATRICK ANDRIANARIVO

Mivelona amin'ny Teniny Famintinana L9 -FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ

Mivelona amin'ny Teniny Famintinana L9 -FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

❌NAHAZO FANTSY MAFONJA IREO DIASPORA GASY MPITSIKERA FITONDRANA🚫❗

❌NAHAZO FANTSY MAFONJA IREO DIASPORA GASY MPITSIKERA FITONDRANA🚫❗

Marka 16: 15 - Ny toetra tena nampiavaka an'i Nenilava

Marka 16: 15 - Ny toetra tena nampiavaka an'i Nenilava

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

NOHAVAOZINA - NY FAHARETAN'NY FINOANA

NOHAVAOZINA - NY FAHARETAN'NY FINOANA

Mofon'aina Alatsinainy 02 Martsa 2026 Ny olona ankasitrahan'Andriamanitra

Mofon'aina Alatsinainy 02 Martsa 2026 Ny olona ankasitrahan'Andriamanitra

INVERSE sabotsy 28 Febroary 2026 Ny fitsanganana amin'ny maty

INVERSE sabotsy 28 Febroary 2026 Ny fitsanganana amin'ny maty

HERINANDRON'NY FIANAKAVIANA 2026 - Andro 5:

HERINANDRON'NY FIANAKAVIANA 2026 - Andro 5: "Ny asan'Andriamanitra sy ny asa fiveloan'ny ankohonana"

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]