ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

Автор: Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar

Загружено: 2026-02-28

Просмотров: 231

Описание: Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026

#EDS
#Lesona
#tenin'Andriamanitra
#hafatry ny lanitra
#oasis
#radiooasis
#radiotvoasis

NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY
Hoy ny fanontanian'i Joba: "Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? Ary aiza no fitoeran'ny fahalalana?" - Joba 28:12. Mamaly izany i Paoly, manao hoe: ao amin'i Kristy, "Izay iafenan'ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra." Kôl. 2:3; ampitahao amin'ny 1 Kor. 1:30. Manana ny zavatra rehetra isika raha manana an'i Kristy, eny fa na ny "fahatokiana be avy amin'ny fahazavan-tsaina mikasika ny antom-pisiana aza (Kôl. 2:2). Tamin'ny alalany no nanehoana ny zava-miafina mikasika an'Andriamanitra, izay mahafaoka ny drafi-pamonjena iray manontolo.

Vakio ny Kol. 2:1-7. Inona no tian'i Paoly hahatongavana raha nanoratra io epistily lo izy?

Ny teny grika paraklethösin dia midika hoe "hampiononana (Köl. 2:2, DIEM) na "hahafaka alahelo ny fon'izy ireo" (Köl. 2:2, dikanteny katolika). Tsy ny hanampy ireo mpino tany Kolosia hamantatra ny fampianaran-diso ihany no fanirian'i Paoly fa ny "ampiraisana" (sumbibasthentes) azy ireo amin'ny fitiavana kristianina. Ny filazan'i Paoly hoe: "mba hampifalina ny fony amin'ny ampiraisana azy" dia manondro ny toky ananany fa hahatanteraka ny tanjona tiany hokendrena ny epistiliny.

Teo anatrehan'izany koa anefa, dia nidera azy ireo izy noho "ny filaminanareo sy ny tsi-fiovan'ny fincanareo an'i Kristy." - Kol. 2:5.

Ny teny grika taxis, izay adika hoe "filaminana", dia ampiasaina ao amin'ny Testamenta Vaovao mba hilazana ny asa fisoronana araka ny fanaon'i Arona (Lio. 1:8; Heb. 7:11) sy i Melkizedeka (Heb. 5:6,10; Heb. 6:20; Heb. 7:11,17), saingy nampiasain'i Paoly hilazana ny filaminana ao amin'ny fiangonana izany (1 Kor. 14:40), ao anatin'izany ny tontolon-kevitra hitantsika eto. Misy fotoana isian'ny fironana hihevitra ny fandaminan'ny fiangonana ho toy ny rafitra ara-pivavahana fotsiny izay tsy misy heviny ara-teolojia.

Nikendry fatratra ny hitandroana fatratra ny filaminana tao amin'ny fiangonana i Paoly ka nanome toromarika mazava mikasika ny fitondrantena mendrika mandritra ny fanompoam-pivavahana (jereo ohatra ny 1 Kor. 11) sy ny firesahana momba ny fomba fifidianana ny loholona sy ny diakona (1 Tim. 3, Tit. 1). Tamin'ny alalan'ireo fepetra ireo no nitehirizana sy nampitana ny fahendren Andriamanitra sy ireo fampianaran'ny Baiboly.

Vokatry ny fampianarana marina noraisin'ny Kolosianina avy tamin'ireo mpiara-miasa tamin'i Paoly, dia "tsy niovaova ny finoan'izy ireo. Tsy azo hozongozonina izany satria miorina tsara amin'ny fototra mafin'ny Baiboly. izay hiaro azy ireo, raha toa harahiny tsara, amin'ny hevi-diso novoizin'ireo mpampianatra sandoka.

Inona ny fanandramana niainanao momba ny filana "filaminana" eo amin'ny fiainanao ara-panahy?

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alahady 1 Marsa 2026 : NY FAHENDREN' ANDRIAMANITRA SY NY FAHALALANY

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )

Fampaherezana hoan'izay mandalo ady sarotra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 21 - 31 )

FAMOHA FEBROARY 2026

FAMOHA FEBROARY 2026

Geju paradīze

Geju paradīze

IZAY NO VAHAOLANA – Tantara lesona avy amin'ny ACEEM Radio

IZAY NO VAHAOLANA – Tantara lesona avy amin'ny ACEEM Radio

DÉCONNECTÉ TOTAL NY FITONDRAM-PANJAKANA MALAGASY ...

DÉCONNECTÉ TOTAL NY FITONDRAM-PANJAKANA MALAGASY ...

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Mivelona amin'ny Teniny Famintinana L9 -FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ

Mivelona amin'ny Teniny Famintinana L9 -FAMPIHAVANANA SY FANAΝΤΕΝΑΝΑ

Правда в которую не хочется верить

Правда в которую не хочется верить

Ces Anciens Chants D'Eglise Qui Nous Apaisent Encore Aujourd'hui 🗼Je Veux N'être Qu'à Toi....

Ces Anciens Chants D'Eglise Qui Nous Apaisent Encore Aujourd'hui 🗼Je Veux N'être Qu'à Toi....

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Talata 3 Marsa 2026  NOFANTSIHINA TEO AMIN'NY HAZO FIJALIANA

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Talata 3 Marsa 2026 NOFANTSIHINA TEO AMIN'NY HAZO FIJALIANA

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

FIN DE LA DÉPENDANCE MADAGASCAR TRACE UNE NOUVELLE ROUTE

FIN DE LA DÉPENDANCE MADAGASCAR TRACE UNE NOUVELLE ROUTE

“Совершенство во Христе” Урок 10 Субботняя школа с Алехандро Буйоном

“Совершенство во Христе” Урок 10 Субботняя школа с Алехандро Буйоном

Vitan-dratsy Tantara RDB

Vitan-dratsy Tantara RDB

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

Иран, Война и Библейские Пророчества (Тайлер) 1 часть

Иран, Война и Библейские Пророчества (Тайлер) 1 часть

Cele Mai Frumoase Cântări Creștine | Muzică Creștină 2026

Cele Mai Frumoase Cântări Creștine | Muzică Creștină 2026

HERINANDRON'NY FIANAKAVIANA 2026 - Andro 6 :

HERINANDRON'NY FIANAKAVIANA 2026 - Andro 6 : "Mpivady mifampizara Fitiavana"

Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra

Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]