ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY

Автор: Radio Oasis 106.4 Fm Madagascar

Загружено: 2026-03-01

Просмотров: 173

Описание: Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026

MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY
Anankiray amin'ireo foto-kevitra mazava indrindra momba izay tokony ho fomba fiaina kristianina ny lohahevitra resahin'ny epistily ho an'ny Kolosianina: "Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy ho Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa." - Kôl. 2:6. Mandray famonjena isika rehefa mandray Olona iray, fa tsy ny fitambarana fampianarana fotsiny. Ny fandrajsana an'i Jesosy dia midika ho fanekena ny fampianarany rehetra koa, izay nomena tamin'ny alalan'ireo apostoly sy ny mpaminanin'ny Baiboly (jereo ny Efes. 2:20).

Mihoatra noho ny zavatra rehetra, ny fandraisana an'i Kristy dia midika ho fahafatesana ny amin'ny tena, fampileferana tanteraka ny "izaho" eo an-tongotr'ilay Kristy velona.

Tsy afa-misaraka amin'ny Teny voasoratra (Baiboly) ilay Teny Velona (Jesosy). Lafiny roa amin'ny vola madinika iray ihany ireo. Raha ny marina, dia amin'ny alalan'ny Soratra Masina ihany no ahafantarantsika an'i Jesosy. "Mandeha" na velona "ao Aminy" isika; midika izany fa avelantsika hitarika antsika eo amin'ny fanapahan-kevitra rehetra raisintsika sy izay ataontsika ny Teniny sy ny Fanahiny.

Mampiasa sary an'ohatra fahita ao amin'ny Baiboly i Paoly ao amin'ny Köl. 2:7; fanoharana izay mampitovy ny Kristianina amin'ny zava-maniry izany. Manjary mamaka ao amin'i Kristy isika rehefa mandray Azy ho Mpamonjy antsika ary mampifanaraka ny fiainantsika amin'ny Teniny. Amin'izany no hahatonga ny finoantsika "tsy hiovaova".

Ahoana no anazavan'ireto toko sy andininy ireto ny sary an'ohatra momba ny zava-maniry amin'ny maha tandindona maneho ny mpino azy? (Jereo ny Isa. 61:3; Mat. 3:10; Lio. 8:11-15; 1 Kor. 3:6).

Mampiseho safidy roa mivelatra manoloana ny mpino i Paoly. Ny iray dia ny hitoetra ho "Hazo (...) nambolen'i Jehovah" (Isa. 61:3) ka velona ao amin'i Kristy hatrany satria mifikitra Aminy sy amin'ny fampianarany. Ny safidy ankilany kosa dia ny ho tahaka ny zava-maniry voatr'olombelona, izay toa velona raha jerena saingy tsy misy aina akory. Rehefa mandray sy manaraka ny filozofian'olombelona sy ny fombafombany isika, dia manjary "babo" (Kôl. 2:8). Na dia nanafaka antsika aza i Kristy, dia mety mbola hohazonin'ny zioga fanandevozana ihany isika (Gal. 5:1; ampitahao amin'ny Asa 15:10).

Raha fintinina, ny fanekena ny fampianarana tsy araka ny Baiboly dia midika ho fandavana an'i Kristy, satria ireo izay mandray fampianaran-diso dia efa nandray filazantsara hafa ary nanaiky ny fahefan'olombelona mihoatra noho ny fahefan'ny Soratra Masina (jereo ny Gal. 1:6-9). Loza nananontanona ny fiangonana voalohany izany ary mbola mitoetra mandraka ankehitriny.

Inona no fanandramana manokana niainanao mikasika ny fahafatesana ny amin'ny tena mba handraisana an'i Kristy? Nahoana izany no tokony ho asa mitohy?

#EDS
#Lesona
#tenin'Andriamanitra
#hafatry ny lanitra
#oasis
#radiooasis
#radiotvoasis

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Mivelona amin'ny Teniny Fizarana Alatsinainy 2 Marsa 2026 MAMAKA SY MITOMBO AO AMIN'I KRISTY

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Panika w Rosji. Putin ZLAŁ Chameneiego. Telefon Ławrowa do Teheranu. PZRK z Moskwy NIE działały

Panika w Rosji. Putin ZLAŁ Chameneiego. Telefon Ławrowa do Teheranu. PZRK z Moskwy NIE działały

DUBAJ znowu OBRYWA, Trump ZABRANIA UŻYCIA AI | Biznes Teraz

DUBAJ znowu OBRYWA, Trump ZABRANIA UŻYCIA AI | Biznes Teraz

PAC Sabbath Worship Services | February 28, 2026

PAC Sabbath Worship Services | February 28, 2026

Prawie milionowa armia, drony i rakiety. Czym dysponuje wojsko Iranu?

Prawie milionowa armia, drony i rakiety. Czym dysponuje wojsko Iranu?

DUBAJ POD OSTRZAŁEM. TURYSTYCZNY RAJ PRZESTAŁ BYĆ BEZPIECZNY?

DUBAJ POD OSTRZAŁEM. TURYSTYCZNY RAJ PRZESTAŁ BYĆ BEZPIECZNY?

Nawet USA nie wierzą, co Japonia zrobiła flocie Chin... Chińska inwazja SKAZANA NA ZAGŁADĘ

Nawet USA nie wierzą, co Japonia zrobiła flocie Chin... Chińska inwazja SKAZANA NA ZAGŁADĘ

The Mt. Vernon SDA Church | Elevate Through Black Excellence: Week 4 | February 28, 2026

The Mt. Vernon SDA Church | Elevate Through Black Excellence: Week 4 | February 28, 2026

Dlaczego Amerykanie zaatakowali Iran?

Dlaczego Amerykanie zaatakowali Iran?

A Demonstration of Christ's Deity (John 5:1-18)

A Demonstration of Christ's Deity (John 5:1-18)

Zaczęło się od 16 km wyłomu... Teraz cały front południowy się wali.

Zaczęło się od 16 km wyłomu... Teraz cały front południowy się wali.

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

Ny Baiboly sy ny Fanambadiana (Fizarana 1)

0302 TIME FOR TAIWAN【21天為國禁食禱告】2026

0302 TIME FOR TAIWAN【21天為國禁食禱告】2026

Join Us LIVE for Sunday Service: Worship, Word, and God's Presence!

Join Us LIVE for Sunday Service: Worship, Word, and God's Presence!

Antsan-kira Fiderana Chorale Adventiste Alasora - Zoma 27 Febroary 2026

Antsan-kira Fiderana Chorale Adventiste Alasora - Zoma 27 Febroary 2026

Nie Było Powodu do Ataku na Iran! Bilans po 3 dniach: Straty po Obu Stronach, Ormuz Sparaliżowany!

Nie Było Powodu do Ataku na Iran! Bilans po 3 dniach: Straty po Obu Stronach, Ormuz Sparaliżowany!

David Perceived He Was King | AHC 3.126 | Pastor John Boore

David Perceived He Was King | AHC 3.126 | Pastor John Boore

13 минут назад российский пилот Су-57 уничтожил американский авианосец с 500 танками. Арма3

13 минут назад российский пилот Су-57 уничтожил американский авианосец с 500 танками. Арма3

PILNE! EUROPA WŁĄCZA SIĘ DO WOJNY W IRANIE

PILNE! EUROPA WŁĄCZA SIĘ DO WOJNY W IRANIE

Nu te-ngrijora - Muzică Creștină de Încurajare și Speranță 2026

Nu te-ngrijora - Muzică Creștină de Încurajare și Speranță 2026

BUDZISZ: PORAŻKA IRANU OSŁABI ROSJĘ

BUDZISZ: PORAŻKA IRANU OSŁABI ROSJĘ

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]