ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Karaoke gasy FITIAVANA MAMIRATRA Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2024-01-20

Просмотров: 9510

Описание: Karaoke FITIAVANA MAMIRATRA Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

#gasykaraoke #karaokegasy #tononkira #hiramalagasy

Niahotra ihany aho
ny hanoroka anao
Nanomboka nangovitra
ny anaty manontolo

Nony akaiky anao
Niezaka hiteny aho
tsy nahavoaka feo
Ny masonao mamiratra
no sisa tazako

Nanantona ianao,
nanoroka ianao
Dia tsy tsaroako intsony
ny amiko rehetra
Toa nanidina aho

Nanjavona teo
izay nojereko
Ny masonao mamiratra
no nobanjiniko

Fotoana fohy minitra fohy
Fa toa nijanona avokoa
ny fianan’ny tontolo
Nanaja antsika roa

Dia nofiko teo nahoana moa?
Raha toa k’isika roa irery
no olombelona eto an-tany
Nofinofy atoandro

Dia tapaka teo
ilay fotoana fohy
Ny masonao mamiratra
no indro tazako

Nofy hoy anao ?
Nefa hoy aho
Kisarisary matotra ato an-tsaiko
Tsy afako intsony ireo nofinao

Toa sary sy nofy nifoha
Nindramina mba hialoha
Fitiavana mamiratra

Nangovitra ianao, nihovitra ianao
Fa gadona efa vitako hira
ela ny hovitrovitrao
Mitovy ny ahy sy ianao

Tsy tapitra hatreo
ilay fotoana fohy
Fitiavana mandrakizay
no niantomboka

Niahotra ihany aho ny hanoroka anao
Nanomboka nangovitra ny anaty manontolo
Nony akaiky anao
Niezaka hiteny aho tsy nahavoaka feo
Ny masonao mamiratra no nobanjiniko

Niahotra ihany aho ny hanoroka anao (x4)

Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Karaoke gasy FITIAVANA MAMIRATRA Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Ny Itiavako Anao - Bessa & Lola

Ny Itiavako Anao - Bessa & Lola

Джем – Karaoke gasy FITIAVANA MAMIRATRA Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

Джем – Karaoke gasy FITIAVANA MAMIRATRA Rija Ramanantoanina & Mbolatiana

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Karaoke Gasy FIAINANA KELY - RIJA RAMANANTOANINA

Karaoke gasy: Solo - Fanenkem-pinoana

Karaoke gasy: Solo - Fanenkem-pinoana

Fitiavana Mamiratra - Rija Ramanantoanina ✅

Fitiavana Mamiratra - Rija Ramanantoanina ✅

Karaoké gasy HAFANANA - JENERALY

Karaoké gasy HAFANANA - JENERALY

Miandry foana(RIJA RAMANANTOANINA)-MADA KARAOKE

Miandry foana(RIJA RAMANANTOANINA)-MADA KARAOKE

Raha mba manana elatra - Mahaleo - Karaoke

Raha mba manana elatra - Mahaleo - Karaoke

Mama - Rija Ramanantoanina (Karaoké Gasy)

Mama - Rija Ramanantoanina (Karaoké Gasy)

Nofiko - Nanie - Karaoke

Nofiko - Nanie - Karaoke

Karaoke gasy  MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

Karaoke gasy MEDLEY TAMBATRA REBIKA (Tsiaro an'i Rampal)

Ny kanton'i Bessa & Lôla - Rija Ramanantoanina & Farakely (Medley)

Ny kanton'i Bessa & Lôla - Rija Ramanantoanina & Farakely (Medley)

D'yem - Malala a! ( KARAOKE BY TSLAVN RANDRIA)

D'yem - Malala a! ( KARAOKE BY TSLAVN RANDRIA)

Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

Hay ve ka nisy - Rija Ramanantoanina (Karaoke)

karaoké .Ahy ianao ( Saropiaro).Ny Jihy.by Frank RABE.

karaoké .Ahy ianao ( Saropiaro).Ny Jihy.by Frank RABE.

Karaoke gasy MISY ANTONY (Izany no antony) - Bessa & Lôla

Karaoke gasy MISY ANTONY (Izany no antony) - Bessa & Lôla

Fa iza - Rija Ramanantoanina ✅

Fa iza - Rija Ramanantoanina ✅

Karaoke gasy: Ny Railovy - Vonoy ny anarako

Karaoke gasy: Ny Railovy - Vonoy ny anarako

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]