Karaoke gasy MISY ANTONY (Izany no antony) - Bessa & Lôla
Автор: Gasy Karaoke FLUO
Загружено: 2024-01-22
Просмотров: 8662
Описание:
Karaoke MISY ANTONY (Izany no antony) - Bessa & Lôla
#gasykaraoke #karaokegasy #tononkira #hiramalagasy
Izay hitantana
tsy maintsy miaritra
fa hampianatra
izay tiany hatao
Azoko itokiana koa fa
haharitra
Fitavozavozako fanao
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
Izay ekeko ho tena toky
sy namako
Ho mpitarika ahy
rahatrizay
Dia izay mahay mitana
ny tanako
Raha sendra mba lavo aho
indraindray
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
Efa fantatrao daholo
ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo
rehetrako
Ratsy ireo na soa imasonao
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
Izany no antony
Andraisako ny fitiavanao
Izany no antony
Ifidianako anao
Bessa & Lôla
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: