𝐓𝐨𝐡𝐚𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐒𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐥𝐨𝐭𝐨, 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐥𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐨𝐫𝐨: 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲.
Автор: MINAE Officiel
Загружено: 2025-09-20
Просмотров: 514
Описание:
𝐓𝐨𝐡𝐚𝐝𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐒𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐥𝐨𝐭𝐨, 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐥𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐧𝐠𝐨𝐫𝐨: 𝟔𝟕 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨 𝐧𝐢𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲.
Manondraka velaran-tany 7 000 ha ny toha-drano ankehitriny fa raha vita ny asa fanavaozana rehetra dia afaka hanondraka hatramin'ny 10 000 ha eo.
Hiroso amin'ny asa fanadihadiana na ny "études" rehetra manodidina ny tohadrano ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana, amin'ny alalan'ny tetikasa Riz Plus, famatsiam-bolan'ny Banky iraisam-pirenena.
"𝐄𝐧𝐬𝐞𝐦𝐛𝐥𝐞, 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐨𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐬𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐚𝐠𝐫𝐢𝐜𝐨𝐥𝐞"
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: