ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Havako ô, tsy ny asa soa ataonao no hamonjena anao fa ny finoanao an'i Jesosy (Galatiana 2.11-21)

Автор: Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

Загружено: 2025-04-01

Просмотров: 1075

Описание: Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara

FIAINANA MANDRAKIZAY NO OMEN'NY TOMPO IZAY MINO AZY

1. Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanany Lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.

2. Ary Izaho manome azy fiainana mandrakizay, ka tsy ho very izy mandrakizay, ary tsy hisy handrombaka azy amin'ny tanako.

3. "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy.

4. Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa : Izay mino no manana fiainana mandrakizay.

5. Ary izao no fiainana mandrakizay, dia ny mahafantatra Anao, Izay Andriamanitra tokana sady marina, sy i Jesoa Kristy, Izay efa nirahinao.

6. Jao 6 :54. Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay; ary Izaho hanangana azy amin'ny andro farany.

7. "Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?"

8. "Indro, ny fanjakan' Andriamanitra dia ao anatinareo."

9. Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan' Andriamanitra izy.

10. Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy.

11. Ka misaotra ny Ray, Izay nampahamendrika antsika hanana anjara amin'ny lovan'ny olona masina eo amin'ny mazava,

12. Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa Tompontsika.

Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :

(1) Jaona 3 : 16
(2) Jaona 10 : 28
(3) Jaona 5 : 24
(4) Jaona 6 : 47
(5) Jaona 17 : 3
(6) Jaona 6 : 54
(7) Marka 1 : 17
(8) Lioka 17 : 21
(9) Jaona 3 : 5
(10) Jaona 5 : 39
(11) Kolosiana 1 : 12
(12) Romana 6 : 23

****************************

MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr  

5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr  

CONTACT :

1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

4. TWITTER :   / docrivolala  

5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

6. FACEBOOK :   / docteurrivolala  

7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...

JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)

QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Havako ô, tsy ny asa soa ataonao no hamonjena anao fa ny finoanao an'i Jesosy  (Galatiana 2.11-21)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Havako ô, ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy teo @ hazo fijaliana (Galatiana 2.1-10)

Havako ô, ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy teo @ hazo fijaliana (Galatiana 2.1-10)

M.F.K Foibe « Fandriam-pahalemana sy Fiadanana no vokatry ny Famindram-po »Toriteny 0305/2025

M.F.K Foibe « Fandriam-pahalemana sy Fiadanana no vokatry ny Famindram-po »Toriteny 0305/2025

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Havako ô, tandremo sao voafitaky ny flazantsara sandoka ianao (Galatiana 1.11-24)

Havako ô, tandremo sao voafitaky ny flazantsara sandoka ianao (Galatiana 1.11-24)

Tanora Miantafika: Ny didim-pitiavana (FFSM)

Tanora Miantafika: Ny didim-pitiavana (FFSM)

ШОК! ЗЕЛЕНСКИЙ УСТАЛ И ГОТОВ УЙТИ В ОТСТАВКУ. КОШЕВОЙ О ДОНБАССЕ. ЧЁРНАЯ КАССА СЛУГ НАРОДА #новости

ШОК! ЗЕЛЕНСКИЙ УСТАЛ И ГОТОВ УЙТИ В ОТСТАВКУ. КОШЕВОЙ О ДОНБАССЕ. ЧЁРНАЯ КАССА СЛУГ НАРОДА #новости

Havako ô, ny finoanao an'i Jesosy ihany no ahazoanao mandova ny fiainana mandrakizay (Nomery 4.1-20)

Havako ô, ny finoanao an'i Jesosy ihany no ahazoanao mandova ny fiainana mandrakizay (Nomery 4.1-20)

Havako ô, aza kivy ianao fa mety fizahan-toetra ny finoanao io olana mahazo anao io (Hebreo 12.1-11)

Havako ô, aza kivy ianao fa mety fizahan-toetra ny finoanao io olana mahazo anao io (Hebreo 12.1-11)

Ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy (Pasteur Razafiarison Emilien : Galatiana 2 : 1 - 10 )

Ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy (Pasteur Razafiarison Emilien : Galatiana 2 : 1 - 10 )

Fihirana ffsm 20: Tsara ny hidera an'i Jehovah (by Sampana Tanora Fifohazana Soatanàna Fitiavana)

Fihirana ffsm 20: Tsara ny hidera an'i Jehovah (by Sampana Tanora Fifohazana Soatanàna Fitiavana)

Tangkhul Gospel song

Tangkhul Gospel song

Havako ô, ity misy vaovao tsara ho anao :

Havako ô, ity misy vaovao tsara ho anao : "Tia anao Jesosy ka maty nisolo anao teo @ hazo fijaliana"

Havako ô; miverena @ Tompo ianao mba ho sitraniny sy hotahiany i Madagasikara (Eksodosy 10.1-20)

Havako ô; miverena @ Tompo ianao mba ho sitraniny sy hotahiany i Madagasikara (Eksodosy 10.1-20)

Fanompoam-pivavahana 28 desambra 2025

Fanompoam-pivavahana 28 desambra 2025

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao  (Hebreo12.12-29)

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao (Hebreo12.12-29)

#4. Составляющие духовной зрелости

#4. Составляющие духовной зрелости

Homba anao ny Tompo @  izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

Homba anao ny Tompo @ izay ataonao rehetra (Pr Razafiarison Emilien Mana isanandro : Josoa 3:1-17)

AN TI KOZE T1 L1 Jacques CESAIRE et Gratien GABRIEL CALIXTE PERSECUTES MAIS PAS ABANDONNES 27122025

AN TI KOZE T1 L1 Jacques CESAIRE et Gratien GABRIEL CALIXTE PERSECUTES MAIS PAS ABANDONNES 27122025

Video 235: FOIBY DIA VEHIVAVY MPITARIKA FIANGONANA NIARA-NIASA AKAIKY TAMIN’I PAOLY APOSTOLY

Video 235: FOIBY DIA VEHIVAVY MPITARIKA FIANGONANA NIARA-NIASA AKAIKY TAMIN’I PAOLY APOSTOLY

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]