Ireo karazan'olona hita @ny Lanonana
Автор: Antso Bommartin
Загружено: 2018-06-09
Просмотров: 75067
Описание:
Ity Ary ilay vokatra niarahana t@dry adala isan'ny...
Maro ireo karazana "phénomène"hita madritra ny"Lanonana"...Sombiny @ireo"Karazan'olona tsy fointsika mihitsy"ireto tantarainay an-video ireto! Mba anao ahoana re ny fety raha tsy misy azy ireo e?Mangigina e!
Raha mahafatatra ny Iray @ireto olona ireto ianareo dia zarao@'ny ity horonan-tsary ity dia jereo raha fantan'ny hoe mi viser azy ianao...
Aza adino ny mi s'abonne ho an'ny akodranana manaraka , maimaipoana bé izao ny abonnement ka araraoty e!
Vahiny : Mickael Randrianasolo , Davide Favor (maman Chérie), Enjana , Kevin Ordy Rak(lekely) , Poutahxs ,Bolenta sy Balome...
Réalisation : Antso Fanantenana Bommartin
Vokatra Juin 2018
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: