Malagasy Miantsena
Автор: Antso Bommartin
Загружено: 2019-05-17
Просмотров: 73716
Описание:
Ireo fomba mampiavaka an-tsika Malagasy rehefa miantsena...
#MALAGASY_MIANTSENA
Tagueo sy zarao an'ny @ ilay namanareo na havanareo voahiraka lava ireny
Tantarao ao anaty commentaire ihany koa ny zavatra tsikaritrao rehefa mahita malagasy miantsena ka tsy voaresaka ato anaty vidéo...
Mafinaritra ahy foana ny mahita ireo karazana «réaction» anareo 😘👍😂
Hisaorana manokana ireo nandray anjara t@ny vidéo: neny ( Davide Favor) zandry ( Ramana Andraina) , Hariliza ary i Bolenta😘
Scenario en collaboration avec Fy Niaina Ralaivoavonjy
Mise en scène,montage,réalisation : Antso Fanantenana Bommartin
Cadrage et assistante prod: Jessie Cah
Vokatra Mai 2019
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: