ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Karaoke ADAMA SY EVA - LEFONA

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2024-12-28

Просмотров: 5278

Описание: ADAMA SY EVA
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Tao am-paradisan-tany,
efa ela hono izany
Nisy olona ankiroa,
izay rangahy sy ramatoa

Lavorary sady meva,
io no Adama sy Eva ô

Tena sambatra
Sambatra
Sambatra
Sambatra mila hitambatra

Nanafatra azy i Zanahary
hoe anjakao ny zavaboahary
Ireo voankazo fihinam-boa,
atolotro anareo roa

Afa-tsy ny "Hazon’aina"
no tsy azonao alaina
Io dia voarara ho hazo
fahalalana ny Ratsy sy ny Tsara  

Tonga tampoka i Satana
naka endri-menarana
Voankazo iray mihevaheva
no nanairany an’i Eva ô

Mena be miraviravy
ka tsy naharitra ny vavy e
Nanandrana, nanandrana, nanandrana
Nahatelina vao niandranandrana

Rehefa hitany fa tsara
ity voankazo izay voarara
Dia nantsoiny koa i Adama,
mainka koa ilay io tsy tana

Vao nanandrana nihinana
dia nitady fisikinana
Fa nitanjaka, nitanjaka, nitanjaka
Nitanjaka tena nitanjaka

Nikoropaka ny vavy
nitady ravin’aviavy
Injany indray fa nisy feo
izay nisakana azy ireo

"Adama ô ! Aiza ianao ?
Fa akory ity natao ?"
Nefa io tsy nahajery
fa nandositra niery

Niboridana,
Niboridana,
Niboridana,
Nirifatra lasa niridana

MOZIKA

Tena tezitra be Andriamanitra
ka nanokatra ny lanitra
Dia voahozona ny tany,
tsy maintsy hisy fiafarany

Vokatry ny fahotana
nataon’i Eva sy Adama
Ka mifototra, mifototra, mifototra,
fahotana tsy mety ho tototra

Fa ny tena nampihomehy
Famantarana lehibe
Izay nahazo an’i Adama
vokatry ny hatendana

Toa tavela mihazohazo
ao an-tenda ilay voankazo
Paoma, paoma, paoma,
hita mivongana foana

Ô ô ! Paoma, paoma, paoma,
hita mivongana foana
Ô ô ! Paoma, paoma, paoma,
hita mivongana foana

LEFONA

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Karaoke ADAMA SY EVA - LEFONA

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Karaoke gasy MAUSOLÉE - BACKOM LE RASTA & MONIQUE (The Quality)

Karaoke gasy MAUSOLÉE - BACKOM LE RASTA & MONIQUE (The Quality)

Karaoke IKALASOA - ROSSY

Karaoke IKALASOA - ROSSY

Tantely - Miverena aty antsihanaka (FULL KARAOKE)

Tantely - Miverena aty antsihanaka (FULL KARAOKE)

Karaoke Gasy TARATRA HAZAVANA - RICKY

Karaoke Gasy TARATRA HAZAVANA - RICKY

Jeneraly - Izany vehivavy izany (Karaoke)

Jeneraly - Izany vehivavy izany (Karaoke)

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Izay ratranao dia Feriko Eric Manana KARAOKE

Karaoke AO IZY E - DADAH RABEL & INAH - MAHALEO

Karaoke AO IZY E - DADAH RABEL & INAH - MAHALEO

Karaoke Bonne chance   Belahy

Karaoke Bonne chance Belahy

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

Karaoke gasy MEDLEY JENERALY

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)

Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

Dadi Love - Tsy atakaloko Karaoke (edit by Térreur) 2k16

Karaoke gasy MEDLEY - BODO & POOPY

Karaoke gasy MEDLEY - BODO & POOPY

Karaoke gasy MEDLEY - IRAIMBILANJA

Karaoke gasy MEDLEY - IRAIMBILANJA

MAUSOLEE BACKOM feat MONIQUE Karaoké by Riri

MAUSOLEE BACKOM feat MONIQUE Karaoké by Riri

TSY FERANA Eric Manana - Karaoke

TSY FERANA Eric Manana - Karaoke

Karaoke ILAZAO NY FAMONJENA - NJILA

Karaoke ILAZAO NY FAMONJENA - NJILA

Gadra   Iniah KARAOKE

Gadra Iniah KARAOKE

RAH CHIKY   TADY VY KARAOKE

RAH CHIKY TADY VY KARAOKE

Misafotofoto-Karaoke evengelique (Zah'MTF Mpamafy Teny Fiainana)

Misafotofoto-Karaoke evengelique (Zah'MTF Mpamafy Teny Fiainana)

NDONDOLAH SY LUCIA - TIANA [ Karaoke Malagasy Nouveauté 2016 prod by HZS ]

NDONDOLAH SY LUCIA - TIANA [ Karaoke Malagasy Nouveauté 2016 prod by HZS ]

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]