ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Karaoke IKALASOA - ROSSY

Автор: Gasy Karaoke FLUO

Загружено: 2024-12-23

Просмотров: 7109

Описание: IKALASOA
#karaokegasy #gasykaraoke #hiramalagasy
Tononkira - Paroles - Texte - Lyrics

Ikalasoa eee
dia soa tokoa eee
Fa saingy indrisy iii
fa mazan-doha eee

Fa hay métisy iii
manao lohan'angalisy iii
Na dia izany aza nefa dia
Ikala soa ihany no tiako be

Kalasoa o
Kalasoa o
Kalasoa o
Tiako ianao

Mbola ho avy
ilay andro
angalako anao
any amin'ny Papanao

Kalasoa o
Kalasoa o
Kalasoa o
Tiako ianao

Mbola ho avy
ilay andro
angalako anao
any amin'ny Mamanao

MOZIKA

Ôy ôy ôy ôy
Oy oy oy oy
Oy oy oy oy

Oy oy oy oy
Oy oy oy oy
Oy oy oy oy

Kala Peta eee
dia kely jejo ooo
madimozely
manja kely iii

Fa saingy petsam-bava aaa
sy tezitezi-dava aaa
Na dia izany aza nefa dia
I Peta ihany no tiako be

Kala Peta ô
Kala Peta ô
Kala Peta ô
Tiako ianao

Mbola ho avy
ilay andro
angalako anao
any amin'ny Papanao

Kala Peta ô
Kala Peta
Kala Peta ô
Tiako ianao

Mbola ho avy
ilay andro
angalako anao
any amin'ny Mamanao

MOZIKA

Oy oy oy oy
Oy oy oy oy
Oy oy oy oy

Oy oy oy oy
Oy oy oy oy
Oy oy oy oy

Gasikara eee
be sipa tsara eee
Fa nefa tara eee
Fa lany drala eee

Fa mafimafy ady iii
mbola mifampitady iii
Na dia izany aza nefa dia
I Gasikara no tiako be

Gasikara ô
Gasikara ô
Mbola ho avy
ilay maraina vaovao

Gasikara ô
Gasikara ô
Anandratako
ny voninahitrao

Gasikara ô
Aza kivy
Mbola ho avy
ilay maraina vaovao

Gasikara ô
Gasikara ô
Anandratako
ny voninahitrao

ROSSY

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Karaoke IKALASOA - ROSSY

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Karaoke gasy KA TIANAO VA - THIERRA BRUNO (version JUDICAEL)

Karaoke gasy KA TIANAO VA - THIERRA BRUNO (version JUDICAEL)

Невидимая Империя 7 тайн армянского народа, которые объясняют всё

Невидимая Империя 7 тайн армянского народа, которые объясняют всё

Cornel Pop - La cumpana de ani

Cornel Pop - La cumpana de ani

Rossy - Kiala Soa - Festival Tsika Jiaby - Paris 2024

Rossy - Kiala Soa - Festival Tsika Jiaby - Paris 2024

Karaoke IAO (RAISO AMIN-KAFALIANA) - ROSSY

Karaoke IAO (RAISO AMIN-KAFALIANA) - ROSSY

Mahaleo - Tanalahy ny foko (Karaoke)

Mahaleo - Tanalahy ny foko (Karaoke)

Sandra, Boney M, Modern Talking, C.C.Catch, Bad Boys Blue, Joy 🪩 Classic Eurodisco Mix 80s 90s

Sandra, Boney M, Modern Talking, C.C.Catch, Bad Boys Blue, Joy 🪩 Classic Eurodisco Mix 80s 90s

Hazolahy - Toriny

Hazolahy - Toriny

Mika sy Davis - Tsaiky joby karaoke

Mika sy Davis - Tsaiky joby karaoke

Tiako Tiako

Tiako Tiako

Karaoke AOIRA - ROSSY

Karaoke AOIRA - ROSSY

Merry Christmas 2025🎄🎅The 50 Most Beautiful Christmas Songs ❄️ Top Christmas Music

Merry Christmas 2025🎄🎅The 50 Most Beautiful Christmas Songs ❄️ Top Christmas Music

Karaoke TAMBAZAKO - ERICK MANANA

Karaoke TAMBAZAKO - ERICK MANANA

Samoela - Rava

Samoela - Rava

Boney M, Modern Talking, Sandra, C.C.Catch, Bad Boys Blue, Joy 🪩 Eurodisco Legends Mix 80s 90s

Boney M, Modern Talking, Sandra, C.C.Catch, Bad Boys Blue, Joy 🪩 Eurodisco Legends Mix 80s 90s

Ikalasoa

Ikalasoa

Karaoke MALILO - NINIE DONIAH

Karaoke MALILO - NINIE DONIAH

Happy New Year 2026 🎉 Best New Year Songs Playlist | Welcome The New Year

Happy New Year 2026 🎉 Best New Year Songs Playlist | Welcome The New Year

Karaoke ADAMA SY EVA - LEFONA

Karaoke ADAMA SY EVA - LEFONA

Rossy - Mahatsiaro (FULL KARAOKE)

Rossy - Mahatsiaro (FULL KARAOKE)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]