Chaîne d'Honnêteté - Voa tsara - Tiana Fanantenana
Автор: Chaîne d'Honnêteté
Загружено: 2020-03-17
Просмотров: 983
Описание:
1. Fantaro ny tenanao hoe efa hazo tsara ve ianao ? Efa ahitana voa tsara ve eo amin'ny fiainanao ?
2. Fantaro ihany koa ny hafa, mba tsy ho voafitaka ianao. Hazo mamoa voa inona ny olona manoloana anao? Misy vokatry ny Fanahy ve hita eo aminy ?
Ny fijoroanao amin'ny fahamarinan'ny tenin'Andriamanitra, ny tsy fandraisanao na fanaovanao #kolikoly, dia fomba ahafahanao mamantatra sy manavaka ny ondry sy ny ambodia, eo amin'ny manodidina anao. Rehefa mijoro ianao dia mipotra ny maha-ambodia an'ireo izay misandoka.
Sahia mijoro. Midirà ho mpikambana: https://bit.ly/30et4HJ
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : https://bit.ly/33eXjzC
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: