Chaîne - Ny herin'Andriamanitra - Tiana Fanantenana
Автор: Chaîne d'Honnêteté
Загружено: 2019-10-25
Просмотров: 2250
Описание:
Isaia 33.13 b "Ary aoka hahafantatra ny heriko hianareo izay akaiky"
Fantatrao tsara ve Andriamanitra ? Fantatrao ve ny heriny ? Mpitsara marina Izy. Izy no mihazona ny zavatra rehetra. Raha misafidy ny hiaraka Aminy ianao dia Izy no miantoka ny aminao rehetra.
Aza manaiky ho fitahin’i Satana ny amin’ny "sitran’ny hay kely", aza variana mitady izay ahazoana tombony amin’ny fanaovana kolikoly. Mitoera ao amin’ny fahamarinana fa tsara antoka ny ao amin’i Jesoa.
Ndao hanao tohivakan’ny fahamarinana. Ndao hifampitantana dia hisandratra ny firenentsika ! https://bit.ly/30et4HJ
Ny Chaîne d’Honnêteté dia tambazotran’ny kristiana malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana ary mikendry ny famerenana amin’ny laoniny ny fahamarinana eo anivon’ny ny firenena.
Arao ny pejy Facebook mba ahazoanao vatsim-panahy sy toro-hevitra maro hiadiana amin'ny kolikoly : https://bit.ly/33eXjzC
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: