Kevin G5 - Mila Vonjy (Cover Shyn) -- Clip Officiel
Автор: Kevin G5
Загружено: 2024-12-25
Просмотров: 418
Описание:
Hira Fiderana
Kevin G5 - Mila Vonjy
Cover Shyn
Parole :
1- Zodizody zah niala ny marina tsy hita hoe aiza
Hatrizay zah niambina tsiky tsy nahazo valiny
Ratram-poko mandreraka tsisy olom-bo hitarainako
Samy mipetraka samy malaka ho azy amin’ny fiainany
REF: Variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza
Nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny
Variagna ny laingalaingan’ny Satana te handavo
Nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko
Ray diso zah keh nibaboko
Fay diso zah ke nifona Ray ianao ’raiky no fanafody
Mpanasitrana anay, Ray Tsitoha
2-
Satria maro ny adidy keh adino aby ny andro Alahady
Natakaloko asa sy famelomam-bady Niazakazaka mitsiky zah nenga niaram-bola
tsary mbola ,ahatadidy
nagnano aoka.
Notantananao zah tonga ho olom-baovao
Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny (Feno hery)
Nofoazinao zaho Navahanao Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany
Notantananao zah tonga ho olom-baovao
Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny (Feno hery)
Nofoazinao zaho Navahanao Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany, nony anao ooo
Yeah Ray, Ray, ô ô Ray,
oh oh Ray, Ray, ô ô Ray yeah... Misaotra anao zaho
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: