Marion - Ho iray (Official Music Video 2019)
Автор: Marion
Загружено: 2019-02-06
Просмотров: 10088
Описание:
HO IRAY
Izao anio izao no efa voatendry hilazako
Ilay voadiko aminao tsy niova eny hatrizao
Ka ho mandra-maty efa izay foana ny antsika roa
Hoaveriko androany hoanao
Ho ren'izao tontolo izao
Anio homeko anao ilay fitia izay tsy mba mety ho lany
Avy ao am-poko ao ampy hoanao ho doria
Fa efa ahy ianao ry tiako
Izaho eny hoanao satria iray izaho sy ianao
Aza mba manahy izay zava-misy eto an-tany
Eny matokia ho resintsika izany
Ka ho mandra-maty efa izay foana ny antsika roa
Hoaveriko androany hoanao
Ho ren'izao tontolo izao
Ref......
Efa izy ilay Ray ao ambony ao
No mitahy sy mbola miambina
Eny, aza manahy ianao
Izaho eto hanao izay azoko atao hahasambatra anao
Ref.....
Marion 2019
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: