5 segondra miaraka @dry Tempo Gaigy sy Krutambull
Автор: Antso Bommartin
Загружено: 2023-05-08
Просмотров: 5895
Описание:
Fiainana rehefa tafiaraka @ ireto adala be ireto krkrkr!
Miavaka kely ny 5 segondra anay androany fa spécial "Boys Band" ny hira tediavina
@ALAHADY 14 MAI 2023 amin'ny 2 ora sasany 'zany ry malala ny fotoana
Zouaézaniveriséra Tempo Gaigy ,25 taona be 'zao retsy e!
hiverina adolantseto lisany ireo @ alahady
Hiaraka amin'ny vahiny ao ny tarika KRUTAMBULL sy tarika TWOKII
Tapakila:
📌Tsotra: 10 000ar (Fa raha miteny lisany hoe avy nahita ny vidéo an'i kiala Antso dia handatsahana 2000ar ny fidiran'lisany )
📌Tsotra alohan'ny 4 mai: 8000ar
📌Réservation : 25 000ar // afaka misafidy toerana
📌VIP: 50 000ar // afaka miaraka maka sary amin'ry tempo Gaigy ary toerana mahita tsara ny seho
Afaka jifainao ao:
〰️SUPER MUSIC Analakely
〰️KARIBOTEL Analakely
〰️EN LIGNE amin'ny "Page Facebook"n'ny @KING EVENT @KING EVENT na SMS amin'ny 034 42 000 42
‼️ LIVRAISON GRATUITE‼️
Hisokatra amin'ny 12ora ny vavahady
Efa misy izay hohanina sy ho sotroina rehetra eny an-toerana
Parking moto assuré
Jifao mialoha ny tapakila fa aza miandry farany izany an 😁
TAGUEO ilay hiaina souvenir entin'lisany iny!
Mankasitraka an'i Rajeriarison Fenosoa videographer t@fiara-miasa
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: