ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Tiako ho re lalandava Jeso ô 'lay feonao - Tiona Advantista 659 Rajoelison / A. C. Willard - Ema7L

Автор: ema7l FFS

Загружено: 2020-10-16

Просмотров: 13925

Описание: 659 Tiako ho re lalandava
Tonony : Rajoelison
Feony : A. C. Willard

1 Tiako ho re lalandava
Jeso ô, ’lay feonao
F’ Izy mahay mampisava
Ny alahelo izao.
Feo manome famelana,
Fahamarinana koa.
’Ndrindra ny fanantenana
’Zay mampitraka ny fo.

Tiako ho re
(Tiako ho re, tiako ho re )
’Zany feonao Jesosy
(’Zany feonao ô! Ry Jeso
Fa tena soa
(fa tena soa, fa tena soa, tena soa)
’Zato fitiavanao.

2 Tiako ho hita tokoa
Jeso ô, ny Tavanao,
’Zay hampisava avokoa
Ny haizin’ny ota izao.
Tavan’ny Tompo Malala
’Zay manambara fitia
Tsy mba miova na miala
Ahy hatretỳ sy doria!

Mba misehoa
(Mba misehoa, mba misehoa)
Ianao, ry Jesosy
(’Zao Ianao, ô, ry Jeso)
Fa tena soa
(Fa tena soa, fa tena soa, tena soa)
Indrindra ny tavanao.

3 Tiako hiara-mitepo
Amin’ny Anao re ny fo
Dia hisava ny sento
Ary ho lao ny manjo.
Eny, hiara-mamindra
Aminao, tsy hania,
Ary rehefa hifindra
Ho eo Aminao, Tompo tia.

Amin’izay
(Amin’izay, amin’izay)
Ianao, ry Jesosy.
(Dia Ianao, ô, ry Jeso,)
No ho anjarako mandrakizay
( Ho ahy tokoa, ho ahy tokoa, ahy tokoa)
Eny mandrakizay!

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Tiako ho re lalandava Jeso ô 'lay feonao - Tiona Advantista 659 Rajoelison / A. C. Willard - Ema7L

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Moa ve Jeso dia mihevitra ?

Moa ve Jeso dia mihevitra ?

Jesosy o arotsahy. Fihirana Adventiste N 171 Cover by Andri Toubi-Ben

Jesosy o arotsahy. Fihirana Adventiste N 171 Cover by Andri Toubi-Ben

Узник МСЦ ЕХБ вышел на свободу! Брата освободили из тюрьмы

Узник МСЦ ЕХБ вышел на свободу! Брата освободили из тюрьмы

Джем – Tiako ho re lalandava Jeso ô 'lay feonao - Tiona Advantista 659 Rajoelison / A. C. Willard - Ema7L

Джем – Tiako ho re lalandava Jeso ô 'lay feonao - Tiona Advantista 659 Rajoelison / A. C. Willard - Ema7L

MAFA FALY

MAFA FALY

"Tiako ho re lalandava, Jeso ilay feonao" - Fiangonana Advantista Guangzhou

Meteza Ray o

Meteza Ray o

СТАКАН ТЕПЛОЙ ВОДЫ утром вызывает НЕОБРАТИМЫЕ ПРОЦЕССЫ в организме

СТАКАН ТЕПЛОЙ ВОДЫ утром вызывает НЕОБРАТИМЫЕ ПРОЦЕССЫ в организме

Ny Ambasadora - nampanantena ''Volume 4''

Ny Ambasadora - nampanantena ''Volume 4''

ANTSO MALEFAKA (HIRA:305) - TANORA ADVANTISTA SINA - GUIZHOU

ANTSO MALEFAKA (HIRA:305) - TANORA ADVANTISTA SINA - GUIZHOU

FFPM 319 – Mba iraho ny Fanahy ry Jesosy Tompo ô

FFPM 319 – Mba iraho ny Fanahy ry Jesosy Tompo ô

Eo akaikin'Andriamanitra Cover by Andri Toubi-Ben

Eo akaikin'Andriamanitra Cover by Andri Toubi-Ben

Ваши ногти предупреждают о болезнях — 99% людей это игнорируют

Ваши ногти предупреждают о болезнях — 99% людей это игнорируют

Hira faneva mpisavalalana ( Explorateur, jeunesse Adventiste)

Hira faneva mpisavalalana ( Explorateur, jeunesse Adventiste)

"Chantons pour notre Dieu" avec EMA7L (Eglise Malgache Adventiste du 7ème jour du Léman)

AN TONGOTRAO JESO TIA Feon'ny Faminaniana

AN TONGOTRAO JESO TIA Feon'ny Faminaniana

TSY MBA LAVITRA JESO AKORY

TSY MBA LAVITRA JESO AKORY

Misy toerana mamy ny foko Amboarapeo Imprimerie Adventiste

Misy toerana mamy ny foko Amboarapeo Imprimerie Adventiste

Raha mandia lalantsarotra - Fihirana adventista 498 - Rajoelison / W.S. Martin

Raha mandia lalantsarotra - Fihirana adventista 498 - Rajoelison / W.S. Martin

Eo an-tongotrao Jeso, Fihiràna Adventiste N'790 cover by Andri Toubi-Ben

Eo an-tongotrao Jeso, Fihiràna Adventiste N'790 cover by Andri Toubi-Ben

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]