Hira faneva mpisavalalana ( Explorateur, jeunesse Adventiste)
Автор: Nisi Moria ANDRIMANANTENA
Загружено: 2017-12-13
Просмотров: 21409
Описание:
Mpanompon' Andriamanitra
tanora mahery fo
mahatoky sy marina
ary vonona tokoa
ny hafatra izay entinay
ho an'izao tontolo izao
jesosy ho avy faingana
ho ahy sy ho anao
Mpanompon' Andriamanaitra
tanora mahery fo
mahatoky sy marina
ary vonona tokoa
izao no tarigetranay
ataonay ambavaka
ny fitiavanao ry Kristy
no manery anay
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: