STK ANTSAN'I GILEADA Tanora Mandresy (CLIP OFFCIEL)
Автор: DABE Randrianasolo
Загружено: 2016-01-25
Просмотров: 14333
Описание:
STK ANTSAN'I GILEADA -TANORA MANDRESY
1 Timoty 4 : 12
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ ny mino hianao amin’ ny fiteny, amin’ ny fitondran-tena, amin’ ny fitiavana, amin’ ny finoana, amin’ ny fahadiovana.
2 Timoty 2 : 22
Fa mandosira ny filan’ ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin’ izay miantso ny Tompo amin’ ny fo madio.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: