Ma soeur s'est mariée et leur première danse c'est ma chanson 🥹 (Izaho sy Ianao de JadyRama)
Автор: Jady
Загружено: 2026-01-03
Просмотров: 196
Описание:
Le 20 décembre 2025, mon unique soeur Jesy s'est mariée à Eddy devant Dieu, l'assemblée, les familles, amis et collègues.
Les mariés m'ont fait l'honneur de faire leur première danse sur ma chanson, intitulée Izaho sy Ianao (signifiant "Toi et Moi")
Voici les paroles de la chanson (en malgache, utilisez Google Trad pour comprendre svp):
Nidiko ny varavarako
Mba hianako Aminao
Maro ny azo ambarako
Rehefa irery izaho sy Ianao
Fantatrao ny momba ahy
Fa izaho koa te hahalala Anao
Ny hetahetan’ny fanahy
Dia ho irery …
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao Jesosy o
Izaho sy Ianao
Ouh
Iriko ny hanovanao ahy
Efa lasa izay ny taloha
Fitiavanao mameno ahy
Fitiavana mampiova fo
Avaozinao ny fisainako
Ka na ratsy na tsara
Ny mety hiseo @ fiainako
Dia ampy ahy
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao Jesosy o
Izaho sy Ianao
(2x)
Tsy misy toerana hafa
Tiako aleha ankaotra ny ao
Amin’ny efitra miafina
No handrenesako anao
Avaozinao ny fisainako
Ka na ratsy na tsara
Ny mety hiseo @ fiainako
Dia ampy ahy
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao
Izaho sy Ianao Jesosy o
Izaho sy Ianao
(2x)
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: