Jesoa Mino Anao - JadyNek (cover)
Автор: Jady
Загружено: 2015-05-05
Просмотров: 2635
Описание:
With All I am, by Hillsong, sung in Malagasy (from Madagascar)
For His glory. ^^
hope you'd enjoy it,
Love
All rights reserved.
Cevam.
Gasy.
Antananao
No petrako indray
Ny momba ahy
Rehetra
Ny fiainako
Eo am-pelatananao
Anao koa aho
Doria
Jesoa mino Anao aho
Anao manontolo aho
Ny anton'ny hivelomako sy ny antony hirako
Dia Ianao
Hiara dia
Na aiza n'aiza haleanao
Na ho tsiky na tomany
Hatoky Anao
Hiaina ao
Amin'ny lalanao
'Reo teny fikasanao
Doria
Jesoa mino Anao aho ...x2
Dia Ianao
Mitsaoka aho, mitsaoka Anao aho... 8x
Jesoa mino Anao aho...4x
Dia Ianao
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: