ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

MANEMBONA---MAHALEO--1982

Автор: Hira Malagasy 100%

Загружено: 2023-06-27

Просмотров: 16625

Описание: Version Originale
A/C : Dadah

Manembona aho re roy
Tapa-dia toa omby nafahy
Manembona ny hava-tsy foy
Lasa vetso sy very fanahy

Fa vitsika momba kitay
Ny ranomaso no havozona
Irery tsy misy miahy
Singan'olona toy ny voahozona

Toa mirahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
Raha tsisy hialofana tsy misy helo
Dia mandena mamely tsy miera

Ny alahelo no hany sakaiza
Ny tsiahy no hiondanana
Te hilefa kanefa mba ho aiza
Sara-tiana nohon'ny tsy fananana

Tsy ho ela ny lanitra ho manga
Hieretako izay zava-mitranga
Ny johary efa manangasanga
Ny toerako any tsy hijanona ho banga..

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
MANEMBONA---MAHALEO--1982

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Mahaleo • Ditra | TVM 1982 #madagascar #malagasy

Mahaleo • Ditra | TVM 1982 #madagascar #malagasy

FITIA VAO MITSIRY - MAHALEO

FITIA VAO MITSIRY - MAHALEO

Le chant des partisans

Le chant des partisans

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

Relax Bossa LIVE 24/7 - Bossa Nova Covers of Popular Songs 50 Hits 2026  Soft Lounge For Relax

Relax Bossa LIVE 24/7 - Bossa Nova Covers of Popular Songs 50 Hits 2026 Soft Lounge For Relax

Peaceful Day by the Mountain Lake | Flamenco Guitar, Accordion & Irish Flute

Peaceful Day by the Mountain Lake | Flamenco Guitar, Accordion & Irish Flute

tonga ny alina. (Mahaleo)

tonga ny alina. (Mahaleo)

Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

Rano sy Vary - Mahaleo (Dadah)

Mahaleo • Raha Tsy Eto Intsony Aho | TVM 1982 #malagasy #madagascar

Mahaleo • Raha Tsy Eto Intsony Aho | TVM 1982 #malagasy #madagascar

Raha mba nanana elatra

Raha mba nanana elatra

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

Tsy Misy Ny Doria [Dadah sy Fafah-Tononkira]

Mahaleo- Hay hay

Mahaleo- Hay hay

Mahaleo • Karaborosy (Manao Azafady) | TVM 1982 #malagasy #madagascar

Mahaleo • Karaborosy (Manao Azafady) | TVM 1982 #malagasy #madagascar

JAMBA Mahaleo live @ Olympia

JAMBA Mahaleo live @ Olympia

tanan'i Mama

tanan'i Mama

Mahaleo - Faribolana (Lyrics)

Mahaleo - Faribolana (Lyrics)

Успокаивающая музыка для нервной системы 🌿 Глубокий сон и полное расслабление

Успокаивающая музыка для нервной системы 🌿 Глубокий сон и полное расслабление

Soloy fitia - Mahaleo

Soloy fitia - Mahaleo

IANGOLAO VAITRA - LEVELO

IANGOLAO VAITRA - LEVELO

Karaborosy (Bekoto) MAHALEO le film

Karaborosy (Bekoto) MAHALEO le film

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]