ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Soloy fitia - Mahaleo

Автор: Tojo Nantenaina

Загружено: 2025-03-03

Просмотров: 6441

Описание: Soloy fitia
Izay tsy manana olon-tsy tiana
Tsy mila ady, tsy mirongo fiadiana
Fa ny fitia no mameno ny tànana
Afafy ho an’izay tsy manana
Fitia ihany koa no hanoherana bala
Hasetry ny hantsin'ny mpankahala
Koa aza mihizihizy,
Manàna fon’ankizy,
Mahaiza mitia!

Ny fitia anie ka mety mitombo,
Azo rangitina raha mila ho dombo
Satria izy no solon’ny tady
Raha sanatria latsaka an-kady
Izy koa no hany azo hamaharana
Raha tady hoa rendrika ny hasambarana
Koa aza mihizihizy,
Manàna fon’ankizy,
Mahaiza mitia!

Ireo basy sy tafondro
Tsentseho hangina
Ialao, hadinoy ny habbibiana
Ireo heloka azo ariana
Soloy fitia
Hidio ireo rano
Nitondra haratsiana
Fitia no avelao hikoriana
Endaho ny ratsy nitafiana
Soloy fitia

Ny fitia anie ka efa ao anaty
Nefa kolokoloy mba tsy ho faty
Satria izy mila hafanana
Ny fonao vohay hidanadana
Izy koa mety ho lò, lasa lomorina
Raha toa ny afony ratsy sorona
Endaho zay lobolobo
Hafahafany hiroborobo
Fa ngeza ny fitia

Ny tabataban’ny basy
Hanjary ho vazo
Ny bala ho lasa vonikazo
Ny tsy mitovy, hifankahazo
Satria hifankatia

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Soloy fitia - Mahaleo

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]