ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Tsy misy kisendrasendra ny zava miseho eo @ fiainan'ny zanak'Andriamanitra havako ô (Asa 27.1-12)

Автор: Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

Загружено: 2024-01-24

Просмотров: 1625

Описание: Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara

MAHASOA ANTSIKA NY ZAVATRA REHETRA NATAON'ANDRIAMANITRA

1. Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voaantso araka ny fikasany rahateo.

2. Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana, satria hamasinin'ny Tenin'Andriamanitra sy ny Fivavahana izany.

3. Ny zavatra rehetra nataon'i Jehovah dia samy misy antony avokoa.

4. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.

5. "Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.

6. "Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay."

7. Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa Izy nahalala ihany izay efa hataony.

8. "Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.

9. "Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra."

10. Nefa tsy miova saina Izy, ka iza no mahasakana Azy ? Fa na inona na inona irin'ny fanahiny dia ataony. Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy; ary zavatra maro toy izany no ao aminy.

11. Araka izay noheveriko no hatao aminy, ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy.

12. Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no efa nikasa, ka iza indray no hahafoana izany ? Ary ny tanany dia voahinjitra, ka iza no hampihemotra izany ?

13. Eny, hatramin'izany andro izany Izaho no Izy, ary tsy misy maharombaka amin'ny tanako; miasa Aho, ka iza moa no mahasakana izany ?

14. Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany.

15. Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo; fa avy amiko izao zavatra izao.

16. Fa Izy no niavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena.

17. Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra aty ambanin'ny lanitra:

18. Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah.

19. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa ?

20. Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian'ny Tompo ? Tsy avy amin'ny vavan'ny Avo Indrindra va no ivoahan'ny soa sy ny loza ?

21. "Iza moa no nanao ny vavan'ny olona ? Ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba ? Tsy Izaho Jehovah va?

NOHO IZANY :

22. Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo.

(1) Romana 8 : 28
(2) I Timoty 4 : 4 – 5
(3) Ohabolana 16 : 4
(4) Jeremia 29 : 11
(5) Isaia 45 : 11
(6) Jaona 13 : 7
(7) Jaona 6 : 6
(8) Jaona 9 : 3
(9) Jaona 11 : 4
(10) Joba 23 : 13 – 14
(11) Isaia 14 : 24
(12) Isaia 14 : 27
(13) Isaia 43 : 13
(14) Isaia 43 : 18 – 19
(15) II Tantara 11 : 4
(16) Romana 11 : 36
(17) Mpitoriteny 3 : 1
(18) Joba 1 : 21
(19) Joba 2 : 10
(20) Fitomaniana 3 : 37 – 38
(21) Eksodosy 4 : 11
(22) I Tesaloniana 5 : 18

*****************************
MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :

1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
  / mesversetsbibliquespreferesdr  

2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
  / mesespacesevangeliquesdr  

3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
  / mesvideosevangeliquesdr  

4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
  / tsaranytompoisanandrodr  

5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR

  / hoavyikristyvononavehianaodr  

CONTACT :

1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39

2. E- MAIL : [email protected]

3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b  

4. TWITTER :   / docrivolala  

5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina  

6. FACEBOOK :   / docteurrivolala  

7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/...

JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)

QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Tsy misy kisendrasendra ny zava miseho eo @ fiainan'ny zanak'Andriamanitra havako ô (Asa 27.1-12)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Havako ô, ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy teo @ hazo fijaliana (Galatiana 2.1-10)

Havako ô, ampy hamonjena anao ny nahafatesan'i Jesosy teo @ hazo fijaliana (Galatiana 2.1-10)

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )

Fihirana FFSM 90: Manehoa ny lazan'i Jesosy (by Sampana Tanora Fifohazana Soatanàna Fitiavana)

Fihirana FFSM 90: Manehoa ny lazan'i Jesosy (by Sampana Tanora Fifohazana Soatanàna Fitiavana)

Nawrocki ujawnia „zdradę” Tuska? Uderzające nagranie wywołuje burzę

Nawrocki ujawnia „zdradę” Tuska? Uderzające nagranie wywołuje burzę

Tanora Miantafika: Ny didim-pitiavana (FFSM)

Tanora Miantafika: Ny didim-pitiavana (FFSM)

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 21: 12 - 19)

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 21: 12 - 19)

9 preuves que la Bible dit vrai ! Israël avec Aline

9 preuves que la Bible dit vrai ! Israël avec Aline

Nantsoin'ny Tompo hitory ny Filazantsara ianao (Matio 10.1-15 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Nantsoin'ny Tompo hitory ny Filazantsara ianao (Matio 10.1-15 - Pasteur Razafiarison Emilien)

РОЖДЕСТВО МЕССИИ | Проповедь

РОЖДЕСТВО МЕССИИ | Проповедь

Ak Mato L'ÉTERNEL mwen krazé baryè 2025! Map rantré nan 2026 Au NOM DE JÉZU! | CGHC Jeûne | 12.26.25

Ak Mato L'ÉTERNEL mwen krazé baryè 2025! Map rantré nan 2026 Au NOM DE JÉZU! | CGHC Jeûne | 12.26.25

Tsy miafina @ Tompo ny zava misy eo @ fiainanao io ( Pasteur Razafiarison Emilien : Jaona 11.1-16 )

Tsy miafina @ Tompo ny zava misy eo @ fiainanao io ( Pasteur Razafiarison Emilien : Jaona 11.1-16 )

Mofonaina 05 Desambra 2025   Jeremia 31/15 -20

Mofonaina 05 Desambra 2025 Jeremia 31/15 -20

Andro 10 - SEKOLIN’NY FINOANA eto amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina

Andro 10 - SEKOLIN’NY FINOANA eto amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina

Havako ô, tsy ny asa soa ataonao no hamonjena anao fa ny finoanao an'i Jesosy  (Galatiana 2.11-21)

Havako ô, tsy ny asa soa ataonao no hamonjena anao fa ny finoanao an'i Jesosy (Galatiana 2.11-21)

Fanompoam-pivavahana Alahady 30 novambra 2025

Fanompoam-pivavahana Alahady 30 novambra 2025

Fampaherezana anao izay enjehin'ny olona ( Pasteur Razafiarison Emilien :  Salamo 109 : 1 - 20 )

Fampaherezana anao izay enjehin'ny olona ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 1 - 20 )

Toriteny 28 Desambra 2025

Toriteny 28 Desambra 2025

Havako ô, anehoana ny voninahitr'Andriamanitra io olana lalovanao io fa aza matahotra (Jaon 11.1-16)

Havako ô, anehoana ny voninahitr'Andriamanitra io olana lalovanao io fa aza matahotra (Jaon 11.1-16)

Tangkhul Gospel song

Tangkhul Gospel song

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]