๐๐๐๐๐๐๐ - ๐๐๐๐๐๐๐๐ (Vidรฉo Clip - Be Mozik 2023)
ะะฒัะพั: Samoela
ะะฐะณััะถะตะฝะพ: 2023-10-02
ะัะพัะผะพััะพะฒ: 111545
ะะฟะธัะฐะฝะธะต:
Izy tsy hanambara rahoviana : hoe tia anao izany. Fa tena tia tokoa ve ? Sa...manaiky fotsiny ihany eh! Izy tsy hanambara rahoviana! Izay tena an-dohany any. Izy nefa tsy manda! Fa toa manaiky hatrany, hatrany eh...
Nefa ny ao an'eritreriny, hoe: Lasanao ny fony ; efa ambarany amin'ny fihetsiny. Hoe: Ity ny vatany tolomy...Dia miandry atao an-keriny izy ; izany angamba no tiany atao. Efa izay ilay Kalakely iny eh! Izy hanahaka an'i Neny...
Efa izay ilay Kalakely iny eh! Tia fa tsy an-kiteniteny...
'Zay pasinao, pasinao ; revinao, revinao...Rehefa tia ianao dia izay. Fa reventsika milay foana izy eh!
Soratra sy mozika: Samoรซla RASOLOFONIAINA
ะะพะฒัะพััะตะผ ะฟะพะฟััะบั...
ะะพัััะฟะฝัะต ัะพัะผะฐัั ะดะปั ัะบะฐัะธะฒะฐะฝะธั:
ะกะบะฐัะฐัั ะฒะธะดะตะพ
-
ะะฝัะพัะผะฐัะธั ะฟะพ ะทะฐะณััะทะบะต: