ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Samoela - Fitia Zisitoara

Автор: SamoelaVEVO

Загружено: 2025-07-30

Просмотров: 6624

Описание: FITIA ZISITOARA
Isan’andininy :
Fa fitiavako anao niny eh!
Zisitoara hoy aho zisitoara
Na mafaitra sy mangidy
Tsara fatotra tsara hidy
Fa efa zakanao any!
Lasanao zao ny be dia be
Ny fitiavako rehetra
Ny entana sy ny etsetra

Tamin’ny andro voalohany nahalalako anao
Tsy nampoiziko ho toy ‘zao
Hoe: Mba matotra tsara
Fa tsy resaka eny amparafara
Tamin’ny andro voalohany nahalalako an-dry
Tsy nampoiziko ho tahaka ‘ty
Ianao ‘lay nikôzy hoe: “J’ai envie”
Kay! Mba nisy fitia

Fa taloha zaho ni-"roule"
Ni-"tourne" sahala amin’ny "boule"
Fa sezao aho manaja anao
Satria efa tsapako ‘zao
Kanefa na iha na zovy
No hikôzy aminao hoe:
Nahakobo ahy tary sy tatsy
Aza mino an’izany
Fa ny anao misongadina hatrany

Fitiavako anao niny eh! Zisitoara !
Fo sy fanahinao taratara
Ny entana eny aminao tsaratsara
Maty aminao zaho!
Fomba fitsikinao Manakara
Fomba fijerinao Mandritsara
Fomba fitafinao Vohitsara
Maty aminao zaho!
Fomba fandihinao Toliara
Vazo firevinao Saidomara
Tany fiavianao Gasikara
Maty aminao zaho!
Fanamasinana azy ny alitara
Fa firevena azy farafara
Ny lambam-pandriana atao maramara
Maty aminao zaho!

Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : BANDY AKAMA ( DO SOL 2004 )

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Samoela - Fitia Zisitoara

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Сделано в СССР, золотая коллекция ЧАСТЬ 1(с эпизодами)

Сделано в СССР, золотая коллекция ЧАСТЬ 1(с эпизодами)

Samoela - Mbola io

Samoela - Mbola io

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐀𝐎 (Album MANATOSAKA / Studio MARS 1999)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐀𝐎 (Album MANATOSAKA / Studio MARS 1999)

Aza complexe - Njakatiana

Aza complexe - Njakatiana

Rafahafahana

Rafahafahana

Smooth Jazz Chill Out Lounge with Female Vocals | Soulful Romantic Jazz Songs

Smooth Jazz Chill Out Lounge with Female Vocals | Soulful Romantic Jazz Songs

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 & 𝐋𝐄𝐆𝐎 - 𝐊𝐀𝐏𝐎𝐓𝐘 (Clip Originale)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 & 𝐋𝐄𝐆𝐎 - 𝐊𝐀𝐏𝐎𝐓𝐘 (Clip Originale)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀 (Unplugged 2021 / Sehatra.Com / Feat. Landy)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀 (Unplugged 2021 / Sehatra.Com / Feat. Landy)

Samoela - Vao Matingy

Samoela - Vao Matingy

Samoela - Fitiavana Malaza

Samoela - Fitiavana Malaza

Sous le Ciel de Paris | Chansons Françaises Douces et Romantiques

Sous le Ciel de Paris | Chansons Françaises Douces et Romantiques

Samoela - Manantena

Samoela - Manantena

Samoela - Folaka ihany

Samoela - Folaka ihany

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐑𝐀𝐇 𝐂𝐊𝐈𝐊𝐘 - 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐈𝐎 🇲🇬 𝐑𝐄𝐕𝐘 𝐒𝐘 𝐕𝐀𝐙𝐎 𝐌𝐈𝐓𝐄𝐍𝐘 (Medley 2023)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐑𝐀𝐇 𝐂𝐊𝐈𝐊𝐘 - 𝐏𝐑𝐈𝐍𝐂𝐈𝐎 🇲🇬 𝐑𝐄𝐕𝐘 𝐒𝐘 𝐕𝐀𝐙𝐎 𝐌𝐈𝐓𝐄𝐍𝐘 (Medley 2023)

Samoela - Mandeha

Samoela - Mandeha

Café en Provence | Meloman

Café en Provence | Meloman

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐍𝐃𝐀𝐊𝐀 (Album : ZANA-BAHOAKA 2010)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐍𝐃𝐀𝐊𝐀 (Album : ZANA-BAHOAKA 2010)

ŠLĀGERDZIESMAS  NEDZIRDĒTAS | LATVIEŠU | LAI SKAN | HARMONIJAS PAVADĪJUMĀ

ŠLĀGERDZIESMAS NEDZIRDĒTAS | LATVIEŠU | LAI SKAN | HARMONIJAS PAVADĪJUMĀ

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐒𝐄𝐗𝐘 𝐆𝐈𝐑𝐋 (Unplugged 2021 . Sehatra.Com)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐒𝐄𝐗𝐘 𝐆𝐈𝐑𝐋 (Unplugged 2021 . Sehatra.Com)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄̈𝐋𝐀 - 𝐙𝐀𝐇𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐑𝐘  🇲🇬 (Official Video Clip - Album 'TY / Be mozik! 2007)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄̈𝐋𝐀 - 𝐙𝐀𝐇𝐎 𝐌𝐀𝐑𝐀𝐑𝐘 🇲🇬 (Official Video Clip - Album 'TY / Be mozik! 2007)

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]