ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

MANDEHANA IANAO

Автор: VAVAKA HIRA KATOLIKA

Загружено: 2022-11-15

Просмотров: 12020

Описание: 👉🎁   • ANDRIAMANITRA O! MIANTSO ANAO AHO  

MANDEHANA IANAO
Mandehana ianao mandehana
Fa ianao no nofidiko mba ho ahy
Izaho kosa omba anao lalandava
Mandehana fa miandry ny Vahoaka

Toa tsy mendrika anie aho Tompo ô!
Izato nofo kosa loatra tsy ampy hery
Aoka re ry Tompo tsy ho tsiniko
Ianao tsy mitsaha manom-po ana

Fahantrana no anirahanao ahy
Ny vahoaka miandrandra fahafahana
Fandeferana no ananan’ izy ireny
Ho tody ve ny afatrao Tompo ô !

Mandehana ianao mandehana
Fa ianao no nofidiko mba ho ahy
Izaho kosa omba anao lalandava
Mandehana fa miandry ny Vahoaka

Irahinao aho nefa mba haninona
Ity zaho izay zaza vao miana miteny
Aoka re ry Tompo mba ho azo atao
Ny sitrakao nefa no tanteraka
Andeha aho nefa mba tantano
Fatatrao ny kilema ato anaty
Dia tsy ireny koa no itodiako
Ny fanahinao no hiteny ato amiko

Mandehana ianao mandehana
Fa ianao no nofidiko mba ho ahy
Izaho kosa omba anao lalandava
Mandehana fa miandry ny Vahoaka

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
MANDEHANA IANAO

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

MISONONOKA MORA Tonony/Feo Père Jean Louis RATSIMBAZAFY/Chœur DON BOSCO

MISONONOKA MORA Tonony/Feo Père Jean Louis RATSIMBAZAFY/Chœur DON BOSCO

Akaiky mpamonjy   FANASINA

Akaiky mpamonjy FANASINA

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

КАК В СТАРОСТИ НЕ ПРЕВРАТИТЬСЯ В ОБУЗУ? 7 ВАЖНЕЙШИХ СОВЕТОВ ОТ ТАТЬЯНЫ ЧЕРНИГОВСКОЙ.

КАК В СТАРОСТИ НЕ ПРЕВРАТИТЬСЯ В ОБУЗУ? 7 ВАЖНЕЙШИХ СОВЕТОВ ОТ ТАТЬЯНЫ ЧЕРНИГОВСКОЙ.

Чем ОПАСЕН МАХ? Разбор приложения специалистом по кибер безопасности

Чем ОПАСЕН МАХ? Разбор приложения специалистом по кибер безопасности

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

Tanora Masina Itaosy - Mitoera (Clip officiel)

FA TSY HOE Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA/Ankalazao Ny Tompo

FA TSY HOE Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA/Ankalazao Ny Tompo

MBA FOTSY MANJOPIAKA/Chœur d'Hommes

MBA FOTSY MANJOPIAKA/Chœur d'Hommes

HAY TEO FOANA I KRISTY

HAY TEO FOANA I KRISTY

Самая красивая мелодия в мире...ВОССТАНОВЛЕНИЕ НЕРВНОЙ СИСТЕМЫ! До слез красивая мелодия! #2026

Самая красивая мелодия в мире...ВОССТАНОВЛЕНИЕ НЕРВНОЙ СИСТЕМЫ! До слез красивая мелодия! #2026

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Raha Jehovah No Mpiandry

Raha Jehovah No Mpiandry

INDRO IRAHIKO IANAO HAMPANJAKA FITIAVANA A/C Mgr Jean Paul ANDRIAMANANA Chœur ANKALAZAO NY TOMPO

INDRO IRAHIKO IANAO HAMPANJAKA FITIAVANA A/C Mgr Jean Paul ANDRIAMANANA Chœur ANKALAZAO NY TOMPO

Если у тебя спросили «Как твои дела?» — НЕ ГОВОРИ! Ты теряешь свою силу | Еврейская мудрость

Если у тебя спросили «Как твои дела?» — НЕ ГОВОРИ! Ты теряешь свою силу | Еврейская мудрость

KIMIL - AZA MITANONDRIKA (NOUVEAUTE CLIP EVANGELIQUE 2020) LAMOZIKA

KIMIL - AZA MITANONDRIKA (NOUVEAUTE CLIP EVANGELIQUE 2020) LAMOZIKA

ZELTA HITI 2025 | Latviešu Dziesmas

ZELTA HITI 2025 | Latviešu Dziesmas

ANDAO ISIKA RY JENTILISA (FEON'NY FIFOHAZANA MANOLOTRONY)

ANDAO ISIKA RY JENTILISA (FEON'NY FIFOHAZANA MANOLOTRONY)

Ampianaro aho hitia .Chorale hosana Ambohijatovo fitiavana Eropa. #15/17

Ampianaro aho hitia .Chorale hosana Ambohijatovo fitiavana Eropa. #15/17

"Mandehana" Faneva Mpiandry Iraka SPAM

'REO TSY MAHALALA ANAO/EKAR Fanahy Masina Analamahitsy

'REO TSY MAHALALA ANAO/EKAR Fanahy Masina Analamahitsy

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]