ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

FFPM 486 – Inona no hahasaraka ahy

Автор: Loterana-Malagasy ZFLM

Загружено: 2021-09-27

Просмотров: 6651

Описание: "Inona no hahasaraka ahy" - Hira FFPM 486

Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana 🙂

FFPM 486 – Inona no hahasaraka ahy

1. Inona no hahasaraka ahy
Amin’ ny fitiavanao, Jeso?
Fahoriana ve, sa ahiahy?
Fahantrana, sa famoizampo ?

Fiv : Tsia, ry Jeso Tompo be fitia,
Izaho tsy mivadika Aminao
Fa mandrakizay doria doria
Izaho dia hanaraka Anao.

2. Inona no hahasaraka ahy
Amin’ ny fitiavanao, Jeso ?
Zo sy laza sy fakampanahy?
Sa harena, zava-mora lo?
Tsia, ry Jeso, sns…

3. Inona no hahasaraka ahy
Amin’ ny fitiavanao, Jeso?
Sabatra, sa fanenjeha-mafy?
Sa mosary, ady be manjo?
Tsia, ry Jeso, sns…

4. Inona no hahasaraka ahy
Amin’ ny fitiavanao, Jeso?
Faty ve no hampivadika ahy,
Loza, hery, fahefana koa?
Tsia, ry Jeso, sns…

5. Eny, izao rehetra izao, ry Tompo,
Tsy mba hahasaraka Aminao!
Na inona hanjo ity mpanompo,
Dia hijoro, tsy handao Anao!
Velona aho, Tompo, eny maty,
Dia tsy mivadika Aminao!
Hianao no velona ao anaty,
Ka doria, ny foko ho Anao!

Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
FFPM 486 – Inona no hahasaraka ahy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

FFPM 645 – Jesosy Kapiteninay

FFPM 645 – Jesosy Kapiteninay

Ento ny jiogako, mianara Amiko_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Ento ny jiogako, mianara Amiko_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Ampy ahy ny fanatrehanao |  Njiva Navalona • Jocelyn R. | Hira Fiderana Malagasy

Ampy ahy ny fanatrehanao | Njiva Navalona • Jocelyn R. | Hira Fiderana Malagasy

FFPM 479 – Jeso no anjarasoa izay mahafa po tokoa

FFPM 479 – Jeso no anjarasoa izay mahafa po tokoa

Арестович: Можно ли поменять курс войны? Дневник войны.

Арестович: Можно ли поменять курс войны? Дневник войны.

SEKOLY Voantsinapy - Iza no hahasaraka ahy

SEKOLY Voantsinapy - Iza no hahasaraka ahy

Mba Tantanonao Ry Raiko

Mba Tantanonao Ry Raiko

Fihirana FFPM 486 | INONA NO HAHASARAKA AHY 🙏

Fihirana FFPM 486 | INONA NO HAHASARAKA AHY 🙏

Giliane - Na inona na inona hitranga Jeso ( FFPM 488) Cover

Giliane - Na inona na inona hitranga Jeso ( FFPM 488) Cover

INONA RE NO ATAKALOKO Vol 12 (Pasteur Jacky Hosi-piderana)

INONA RE NO ATAKALOKO Vol 12 (Pasteur Jacky Hosi-piderana)

FFPM 451 – Tompo ô! Tsy takatry ny saiko

FFPM 451 – Tompo ô! Tsy takatry ny saiko

MIORENA MAFY TSARA - FFPM 295 (FEOMAFI - FJKM Tanjombato)

MIORENA MAFY TSARA - FFPM 295 (FEOMAFI - FJKM Tanjombato)

Resinao ahy

Resinao ahy

N'inona n'inona hitranga Jesoa - Fihirana 488

N'inona n'inona hitranga Jesoa - Fihirana 488

Izay Vonona No Mandeha   |  Rija Rasolondraibe OFFICIEL

Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

JEHOVAH RAY MAHARI PO - FFPM 408

JEHOVAH RAY MAHARI PO - FFPM 408

Aza manadino ahy - Tana Gospel Choir

Aza manadino ahy - Tana Gospel Choir

FFPM 39 – Faingàna, ry Mpanjaka

FFPM 39 – Faingàna, ry Mpanjaka

Jesoa no fanantenako

Jesoa no fanantenako

Inona re no atakaloko (FFPM 499)

Inona re no atakaloko (FFPM 499)

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]