ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Ento ny jiogako, mianara Amiko_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Автор: Hira Katolika Malagasy

Загружено: 2024-02-19

Просмотров: 7549

Описание: Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.

Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #Ankalazao ny Tompo

A/C: Ankalazao ny Tompo

Ento ny jiogako, mianara, mianara amiko,
Fa malemy fanahy aho, ka hahita fiadanana ianao. (Mt. 11, 29)

(Sal. 130)

1 - Tsy mba miavona ny foko, ô ry Tompo ô,
Ka ny masoko mijery tsy mianjona !
Ireo zavatra vaventy tsy enjehiko,
Ireo avo tsy sahaza halaviriko !

2 - Afa-diana ny fanahiko : mamitsaka,
Toy ny zaza afa-po an-tratran-dreniny !
Matokia ny Tomponao, ô ry Jakoba ô,
Hatrizao sy amy taona tsisy fetrany !

3 - Ô ry Ray, Ianao mpiahy ny madinika,
Ô ry Zanaka mpitondra fahafahana !
Ry Fanahy, loharanom-piadanana,
Ny fanahiko no miantsa : Voninahitra !

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Ento ny jiogako, mianara Amiko_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Jesoa no fanantenako

Jesoa no fanantenako

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

AMPY IZAY - Cover (by Peniela & Shekinah)

AMPY IZAY - Cover (by Peniela & Shekinah)

EFA PARE - Kerobima Ankatso Monde, Allemagne 28 Juin 2025

EFA PARE - Kerobima Ankatso Monde, Allemagne 28 Juin 2025

Ry Maria Mpanjakavavy tsy misy pentina_Hira Katolika Malagasy

Ry Maria Mpanjakavavy tsy misy pentina_Hira Katolika Malagasy

Ry Tompo Zanaharinay

Ry Tompo Zanaharinay

Henoy tsara anaka HIRA KATOLIKA (It's Nathie)

Henoy tsara anaka HIRA KATOLIKA (It's Nathie)

Jesoa, Maria sy Zôzefa mpitaiza_Hira Katolika Malagasy

Jesoa, Maria sy Zôzefa mpitaiza_Hira Katolika Malagasy

Henoy tsara anaka par APL Madagascar

Henoy tsara anaka par APL Madagascar

Injany feo

Injany feo

HAVAOZIKO   Hosana Ambohijatovo Fitiavana (Havaoziko, Vol 7)

HAVAOZIKO Hosana Ambohijatovo Fitiavana (Havaoziko, Vol 7)

ZAHO MINO AN'ILAY ZAGNAHARY . Chorale Kerobima Morondava

ZAHO MINO AN'ILAY ZAGNAHARY . Chorale Kerobima Morondava

Akaiky mpamonjy   FANASINA

Akaiky mpamonjy FANASINA

Tompo ô! mangovitra ny vava

Tompo ô! mangovitra ny vava

"Afindrafindrao"- danse malagasy par Henika Finoana RAZAKAMAHEFA, 14 ans, novembre 2024- JEJY MUSIC

Anjomara Anosivavaka - ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO? (LIVE)

Anjomara Anosivavaka - ANDRIAMANITRA VE NO MANDAO? (LIVE)

HIRA KATOLIKA FIADANANA-DIOSEZY MORONDAVA MENABE

HIRA KATOLIKA FIADANANA-DIOSEZY MORONDAVA MENABE

Ray ô nanome anay an'i Jesoa Zanakao Ianao ka misaotra e_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Ray ô nanome anay an'i Jesoa Zanakao Ianao ka misaotra e_ANKALAZAO NY TOMPO_Hira Katolika Malagasy

Miverena ianao ô ry mpanota ô! ONJA NY AINA

Miverena ianao ô ry mpanota ô! ONJA NY AINA

Mifona aho Aba

Mifona aho Aba

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]