IANAO VE OLONA OK? IANAO VE MPINO OK? - Toriteny Alahady 20 Mey 2018 - FJKM Isotry Fitiavana
Автор: FJKM Isotry Fitiavana
Загружено: 2018-06-21
Просмотров: 324
Описание:
Asan’ny Apostoly 4 :31 : « Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny fahasahiana ».
Jaona 20 :22-23 : « Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina ; na helok’ iza na helok’ iza no avelanareo, dia voavela izany; ary na an’ iza na an’ iza kosa no tsy avelanareo, dia tsy voavela izany ».
IANAO VE OLONA OK? IANAO VE MPINO OK?
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: