ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Toriteny 01/03/2026 | Matio 16: 13-19 | Pasteur Edison Randriamalala

Автор: FLM Paris

Загружено: 2026-03-03

Просмотров: 120

Описание: — Matio 16: 13-19 — Ary rehefa tonga tany amin'ny faritanin' i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moany Zanak'olona?
Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin'ny mpaminany.
Ary hoy Jesosy taminy: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza ?
Ary namaly Simona Petera ka nanao hoe: Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra velona.
Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Sambatra hianao, ry Simona Bar-jona; fa tsy nofo aman-dra no naneho anao izany, fa ny Raiko Izay any an-danitra.
Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy.
Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra.

———————————————————————————————————————————
➡   / flmparis  

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Toriteny 01/03/2026 | Matio 16: 13-19 | Pasteur Edison Randriamalala

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala

Fampianarana : Ny Fifohazana miatrika ny fanatontoloana (mondialisation) ankehitriny

Fampianarana : Ny Fifohazana miatrika ny fanatontoloana (mondialisation) ankehitriny

Toriteny 22/02/2026 | Matio 16: 21-23 | Dr Jean Randriambololona

Toriteny 22/02/2026 | Matio 16: 21-23 | Dr Jean Randriambololona

Лучший 6-минутный фильм! Вы не пожалеете о его просмотре.

Лучший 6-минутный фильм! Вы не пожалеете о его просмотре.

በህይወታችሁ ጠላት የዘራው ክፉ ዘር በኢየሱስ ስም ይነቀላል! 🔥 | | በመጋቢ አስመላሽ መቀኞ

በህይወታችሁ ጠላት የዘራው ክፉ ዘር በኢየሱስ ስም ይነቀላል! 🔥 | | በመጋቢ አስመላሽ መቀኞ

TIA - Maintimolaly FLM Paris

TIA - Maintimolaly FLM Paris

Мир на грани: Что Библия говорит о конфликте на Ближнем Востоке?

Мир на грани: Что Библия говорит о конфликте на Ближнем Востоке?

14.03.2026 Մհեր Մարգարյան «Շահույթ» / Мгер Маргарян «Выгода»

14.03.2026 Մհեր Մարգարյան «Շահույթ» / Мгер Маргарян «Выгода»

"Ny famindram-pon'i Jehovah, araka ny bokin'Isaia faharoa (Isaia 40-55)

Prédication 01/03/2026 | Luc 7: 36-50 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Prédication 01/03/2026 | Luc 7: 36-50 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Toriteny 15/02/2026 | Lioka 18: 31-43 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Toriteny 15/02/2026 | Lioka 18: 31-43 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Toriteny : Filipiana 4.13

Toriteny : Filipiana 4.13

Иегова помог мне победить 26 одноклассников и одного учителя!

Иегова помог мне победить 26 одноклассников и одного учителя!

Prédication 15/03/2026 | Jean 6: 24-32 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Prédication 15/03/2026 | Jean 6: 24-32 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Василий Завадский: «Предназначение Церкви»

Василий Завадский: «Предназначение Церкви»

Искусственный интеллект и история Вавилонской башни — Андрей П. Чумакин

Искусственный интеллект и история Вавилонской башни — Андрей П. Чумакин

  Всё ли хорошо с вашей душой? | Пол Вошер

Всё ли хорошо с вашей душой? | Пол Вошер

Ny fifandraisan’ny Paska, ny Andro Niakarana ary ny Pentekosta

Ny fifandraisan’ny Paska, ny Andro Niakarana ary ny Pentekosta

Toriteny 08/03/2026 | Lioka 4:31-37 | Katekista Solofo Razafindrakoto

Toriteny 08/03/2026 | Lioka 4:31-37 | Katekista Solofo Razafindrakoto

"Ny fototry ny fanambadiana Kristiana" (Eksodosy 22:16) - Pastora Dr RAFALIMANANA Jean de Dieu

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]