ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Tranobe teto Imerina : Efa nisy hatry ny fahagola.

Автор: AKOTV.NET

Загружено: 2019-08-24

Просмотров: 5975

Описание: Efa nisy hatramin’ny fahagola ny Tranobe teto Imerina. Tsy toeram-panjakana na itoeran’ny mpanjaka toy ny any amin’ny faritra na foko hafa ny tranobe ny tranobe niorina teto Imerina teny amin’ireo tendrombohitra 12 anatin’Imerina enin-toko, raha ny fanazavan’ny Mpitahiry ny hasim-piandrianan’i Madagasikara ao amin’ny Tranoben’Imerina eny Ankazomalaza Antananamasina Ambohimanga Rova, Ny andriana Robert Randrianantoandro. Voalohany, voatahiry ao ny hasim-piandrianana Merina ary misy ihany koa ireo avy any amin’ny foko hafa, antony niantsoana azy ho fitehirizana ny hasim-piandrianan’i Madagasikara fa tsy ny foko Merina ihany.Tsy itovizany amin’ireo tranobe hita any amin’ny faritra ihany koa ny fisarahany amin’ny Lapam-panjakana ary tsy ny mpanjaka no mitantana azy fa ireo Ray aman-dReny sy ny Zokiny aman-dRainy ary ny Manan’ny Antony.
Very nogiazana tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany ireo tany ary nodorana manontolo tamin’ny andron’ny faha-panjaka ireo tranobe rehetra teto Imerina. Misy ihany anefa ireo tafaverina tamin’ny taranaka tato aoriana ary isan’izany ny eny Ankazomalaza Antananamasina. Efa nampoizina ihany anefa izany fony nanjaka Radama voalohany, ka tamin’izany no nahafahana nampandositra ireo fanaka masina tsy ho very.
Teto amin’ny tranoben’Imerina Ankazomalaza Antananamasina ihany koa no toerana fanajariana ny hasim-piandrianan’ny tany sy ny fanjakana ary ny vahoaka hatramin’ny faha-panjaka. Efa niantomboka ny taona 2018 no nanaovana izany ampahibemaso sy fantatry ny rehetra raha niafina ny fanatanterahana io fomba io hatramin’ny nandoroana ny tranobe, dia ny “Andro Fandroana” izany . Tsy afaka nisy ihany koa ny famondronana ireo loham-poko ifangaroan’ireo lonaky sy sojabe, tangalamena sy mpitan-kazomanga ary ampanjaka avy amin’ny foko 22 manerana ny nosy raha tsy tanteraka ny fanorenana ny tranobe teto Imerina. Fanorenana izay nangatahan-tsodrano tamin’izy ireo ihany koa. Manamarika fanamafisam-pihavanana sy firaisankina ary fifanomezan-kasina araka izany ny tranobe.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Tranobe teto Imerina : Efa nisy hatry ny fahagola.

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

GASY FOMBA AMBOHIMANGA DU  22 JANVIER 2017

GASY FOMBA AMBOHIMANGA DU 22 JANVIER 2017

GASY FOMBA NY FADY DU 05 FEVRIER 2017

GASY FOMBA NY FADY DU 05 FEVRIER 2017

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐓𝐄𝐙𝐈𝐓𝐑𝐀 (Official Video Clip / Be Mozik! 2024)

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄𝐋𝐀 - 𝐓𝐄𝐙𝐈𝐓𝐑𝐀 (Official Video Clip / Be Mozik! 2024)

PAD GASY FOMBA 23 OCTOBRE 2016 ALASORA

PAD GASY FOMBA 23 OCTOBRE 2016 ALASORA

GASY FOMBA ANDRANORO DU 04 MARS 2018

GASY FOMBA ANDRANORO DU 04 MARS 2018

GASY FOMBA TONONANDRO MALAGASY 16 AVRIL  2016

GASY FOMBA TONONANDRO MALAGASY 16 AVRIL 2016

GASY FOMBA VAZIMBA DU 02 JUILLET 2017

GASY FOMBA VAZIMBA DU 02 JUILLET 2017

GASY FOMBA ANTSAHADINTA

GASY FOMBA ANTSAHADINTA

Gorąco wokół Grenlandii.

Gorąco wokół Grenlandii. "Trump gra bardzo ostro"

AIZA HO AIZA N°010  AMBANITSENA

AIZA HO AIZA N°010 AMBANITSENA

Ukraina i Rosja wchodzą w ostatni rok wojny?

Ukraina i Rosja wchodzą w ostatni rok wojny?

Andrzej Grzyb: W Polsce potrzebny jest konsensus w sprawie bezpieczeństwa

Andrzej Grzyb: W Polsce potrzebny jest konsensus w sprawie bezpieczeństwa

NY VAOVAO LIVE DU 23 SEPTEMBRE 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

NY VAOVAO LIVE DU 23 SEPTEMBRE 2025 BY TV PLUS MADAGASCAR

A la recherche du Kokolampy

A la recherche du Kokolampy

Ambondrombe sy ny zavamiafiny

Ambondrombe sy ny zavamiafiny

Срочно! Плохие новости о Нетаниягу. Этого все боялись! Новости-субботаю 10/01/2026

Срочно! Плохие новости о Нетаниягу. Этого все боялись! Новости-субботаю 10/01/2026

TRITRIVA 2.0 MAKING OF vidéo

TRITRIVA 2.0 MAKING OF vidéo

Израиль готовится к падению режима в Иране, паника в кремле, США переиграли путина. Григорий Тамар

Израиль готовится к падению режима в Иране, паника в кремле, США переиграли путина. Григорий Тамар

Maduro też przestrzegał prawa... tak jak on je rozumiał! | Jakubiak, Kowalski | Reasumując

Maduro też przestrzegał prawa... tak jak on je rozumiał! | Jakubiak, Kowalski | Reasumując

Machu Picchu - jak nas okłamują

Machu Picchu - jak nas okłamują

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]