Mankasitraka Tompo ô
Автор: andriatiana rabemanantsoa
Загружено: 2019-06-13
Просмотров: 74772
Описание:
MANKASITRAKA TOMPO O(VHF Vavaka hira fiderana)
Ref:Izaho mankasitra eeee
Izaho mankasitraka a
Mankasitraka Tompo o
Amin'ny lalana izay itondranao za
1)-Na hianavaratr,hiankandrefana na hiantsinanana
Na hianantsimo hidim-pidinana hiaka-piakara
Na tany efitra tany lonaka na tany ngazana
Na oram-baratra aizinkitroka tsisy hasakana ahy
Fa ny masaka ato an-tsaiko Tompo o
Ny ahatongavako any aminao
NY ahy ny faniriako eny hatrizay
Hitoetra eo akaikinao
Izao mankasitra Tompo o
izay rehetra dia avy aminao
Ny famindramponay isan'andro
Lehibe ny fitiavanao
Izaho tsy nande irery e
Fa vimbinin'ny tananao
Izaho tsy mba mety ho very e
Teo anilako foana ianao
Ny lalana anef tery e
Ampy ho ahy ny finoako anao o
Vao maika aho nahazo hery e
Hitoeran'ny Fanahinao
Ho anao izay mbola ivelan'ny vala
Modia amin'izay ralahy
Dia ny heloka vita no ndeha hibaboina
Andriamanitra no hitahy
Fa ny laza sy harena tsy hanaraka anao
Ahatongavanao any @ Ray
Ny fanahy izay mendrika no hitoetra
Hitoetra mandrakizay eo anilanao eo ry Ray
A/C:Parfait lalanirina
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: