❤️🔥 Boy Black – MBOLA TIA | Clip Officiel 2025 🎬
Автор: BLACK MUSIC
Загружено: 2025-06-21
Просмотров: 633
Описание:
Tsy mora ny manadino, tsy mora koa ny milaza hoe "efa vita"... Ao anatin’ny hira "MBOLA TIA", i Boy Black dia mitantara amin’ny fomba mahery fihetseham-po ny fitiavana mbola mitoetra, na dia eo aza ny ratra sy ny elanelana. Hira mitondra fahatsiarovana sy fihetseham-po lalina.
🎧 Raha mbola tia ianao… na mbola tsy afaka amin'ny lasa… dia ho voakitika mafy amin’ity hira ity ianao.
👉 Subscribe ho an’ny hira hafa mampihetsi-po sy vaovao malaza
👉 Aza adino ny Like 👍, Comment 💬, ary Share ho an’ny rehetra mbola miaina fitiavana mangina
📱 Araho i Boy Black amin’ny tambajotra :
Instagram : @boyblack.music
Facebook : Boy Black Officiel
TikTok : @boyblack_off
📀 Disponible bientôt sur toutes les plateformes :
Spotify | Deezer | Apple Music | YouTube Music
#BoyBlack #MbolaTia #ClipOfficiel2025 #HiraFitiavana #NouveautéGasy #SadLoveSong #GasyMusic #FihetsehamPo #BLACKMUSIC

Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: