Radama II. Histoire des Rois et Reines de Madagascar
Автор: madaisland
Загружено: 2010-06-21
Просмотров: 5932
Описание: Rehefa niamboha Ranavalomanjaka dia Rakotond'Radama Printsy no nahazo ny fahefahana, ka tonga dia nitondra fiovana goavana lehibe teto Madagasikara. Foana ny fanamelohana ho faty, foana ny fampinomina tangena, malalaka ny safidy ara-pivavahana , malalaka ny fivezivezen'ny vahiny, afaka manan-tany ny vahiny.Nanao sonia ny "Chartre Lambert" i Radama II izay manome alalana an'i Andriamatoa Lambert ny hitrantranga ny harena ny faritra atsinana ny nosy. Tsy faly ny vahoaka sy ny governemanta. Noho izany dia novonoina i Radama II. Ary no fafana ny anarany tsy eo amin'ny listra ny mpanjaka ny Madagascar.
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: