Fanompoam-pivavahana - Alahady 10 Mey 2020 - Fpma Réunion
Автор: FPMA RÉUNION
Загружено: 2020-05-09
Просмотров: 570
Описание:
Fanompoam-pivavahana - Alahady 10 Mey 2020
Abonnez vous : https://bit.ly/35jDrha
Miaraka miombona ao an-tokantrano (eo amin'ny salon na autour de la table à manger) ianareo mianakavy kely, toy ny any am-piangonana dia mihira miaraka, mamaky Baiboly miaraka, miara-mivavaka. Raha ianao samirery no ao an-tokantrano, tsarovy fa tsy irery ianao fa Jesoa eo anilanao foana.
Misy traduction simultanée amin'ny teny frantsay ny fotoam-pivavahana manontolo, koa aza hadinoina ny manentana ny olona rehetra hiaraka hiombom-bavaka amintsika. Hisy koa ny toriteny amin'ny teny frantsay sy vavaka ho an'ny ankizy sy ny tanora.
Ny Lohahevitra "JESOA NO LALAN'NY FAHAMARINANA" (Jésus est le chemin de vie)
Site Web : www.fpma-reunion.re
Facebook : www.facebook.com/fpma.reunion
Instagram : www.instagram.com/fpma_reunion
#fpma #lareunion #chrétien
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: