MPITORITENY 8.9 - VAVAKA - REV IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA AMMI
Автор: Chaîne d'Honnêteté
Загружено: 2020-10-01
Просмотров: 3484
Описание:
RY MPAMPAHATSIARO AN'I KRISTY, AZA MANGINA 28/09/2020
Inona no vavaka tokony ataontsika?
Hivavaka ho an’ny tenako. Enga anie mba ho Zakaiosy aho. Nanana hetateha ny handray an’i Jesoa ary tonga tamin'ny fibebahana
Hivavaka ho an’ny mpitondra. Mba hiasa ao aminy ny Tompo. Mba ho olon’ny fahamarinana.
✅ Manasa anao hiara-hiombom-bavaka isaky ny alatsinainy amin'ny 08.30 alina ao amin'ny Internet amin'ny alalan'ny Zoom
👉 Mbola tsy manana ilay Rohy Zoom ? Alefaso amin'ireto manaraka ireto ny anaranao feno :
SMS: 034 75 235 51/ Mailaka: [email protected] / MP
👉 Mbola tsy mpikambana? Maneke no mpiara-miasa amin'ny Tompo. Midirà ho mpikambana: https://bit.ly/30et4HJ
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: