ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Vavaka Fisaorana ( Katolika)

Автор: Vavaka Katolika

Загружено: 2025-11-21

Просмотров: 435

Описание: Vavaka natao hoentinao hisaorana an'Andriamanitra.
Indraindray dia variana mangataka isika isak'izay miresaka amin'Andriamanitra, ka adinontsika ny misaotra Azy, ka izany indrindra no antony hampahatsiahivina antsika amin'ny alalan'ity vavaka ity. Aza adino fa antony lehibe tokony hisaorantsika an'Andriamanitra dia ny fitahiany ny aintsika isan'andro vaky. Tokony hisaotra Azy ihany koa isika noho ny fitiavany izay mampijoro sy mampitraka antsika hatramin'izao na dia eo aza ireo olana isan-karazany. Fa indrindra indrindra, rehefa tojo hafaliana, nahazo fahasoavana, na nahazo valim-bavaka dia aza adino ny miasaotra Azy.
Notontosaina ity vavaka ity, ho ampiasainao hisaoranao Azy, amin'ny fotoana rehetra, amin'ny toerana rehetra ary noho ny antony rehetra.
Misaotra anao hatrany miaraka mivavaka!

Music track: Loving by Pufino
Source: https://freetouse.com/music
Royalty Free Music for Videos (Safe)

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Vavaka Fisaorana  ( Katolika)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

vavaka maraina katolika

vavaka maraina katolika

Vavaka ho an'ny firenena

Vavaka ho an'ny firenena

Scurtă rugăciune pentru ceasurile zilei

Scurtă rugăciune pentru ceasurile zilei

Vavaka famaranana ny taona (fisaorana)

Vavaka famaranana ny taona (fisaorana)

Vavaka hasivinandro miaraka amin'i Mb Rita

Vavaka hasivinandro miaraka amin'i Mb Rita

Toritenin'i Mômpera Tsiky Marcel - Talata 04 Novambra 2025

Toritenin'i Mômpera Tsiky Marcel - Talata 04 Novambra 2025

VAVAKA FISAORANA AN'ANDRIAMANITRA

VAVAKA FISAORANA AN'ANDRIAMANITRA

hira fisaorana katolika en medley

hira fisaorana katolika en medley

Vavaka alohan'ny sakafo sy aoriana sakafo

Vavaka alohan'ny sakafo sy aoriana sakafo

VAVAKA FANGATAHANA AMIN'I MASINA MARIA MAMAHA VONA

VAVAKA FANGATAHANA AMIN'I MASINA MARIA MAMAHA VONA

ELIZEJAS RĪTA LŪGŠANA – 1.februāris

ELIZEJAS RĪTA LŪGŠANA – 1.februāris

10 mai 2025

10 mai 2025

Litanian'ny Olomasina  (Vavaka)

Litanian'ny Olomasina (Vavaka)

Ndreto ô ! ô ! Ndreto ‘zahay Baba e ! navy e ia _Abbé Justin_Hira Katolika Malagasy

Ndreto ô ! ô ! Ndreto ‘zahay Baba e ! navy e ia _Abbé Justin_Hira Katolika Malagasy

Sapilen'ny Famindram-pon'Andriamanitra

Sapilen'ny Famindram-pon'Andriamanitra

Andao hiaraka hanao Raozery!!! (Mistery Mahafaly - Alatsinainy sy Sabotsy)

Andao hiaraka hanao Raozery!!! (Mistery Mahafaly - Alatsinainy sy Sabotsy)

VAVAKA MARAINA NATAO HO AN'NY OLONA REHETRA (FIVAVAHANA KATOLIKA)

VAVAKA MARAINA NATAO HO AN'NY OLONA REHETRA (FIVAVAHANA KATOLIKA)

Āgenskalna baptistu draudzes dievkalpojuma tiešraide 01.02.2026. plkst. 11.00

Āgenskalna baptistu draudzes dievkalpojuma tiešraide 01.02.2026. plkst. 11.00

Vavaka fanasitranana

Vavaka fanasitranana

Raozery - Mistery Mamirapiratra (Alakamisy)

Raozery - Mistery Mamirapiratra (Alakamisy)

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]