ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

LESONA 1 Q1 2026 ENJEHINA NEFA TSY NAFOY DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

Автор: Jean-Jacques ANDRIAMPARANY

Загружено: 2026-01-12

Просмотров: 25

Описание: ENJEHINA, NEFA TSY NAFOY
Hodinihina mandritra ny herinandro : Efes. 3:1; 2 Kôr. 4:7-12; Asa 9:16; Filem. 15,16; Kôl. 4:9; Fil. 1:1-3; Kôl. 1:1,2.
Tsianjery : « Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. » – Fil. 4:4.
FAMPIDIRANA
Naiditra am-ponja noho ny fanendrikendrehana azy ny pasitora advantista iray, ary nigadra nandritra ny roa taona teo ho eo. Na very hevitra aza izy tamin'ny voalohany, dia tsapany fa ny fonja no saha misionera nomen'Andriamanitra azy. Rehefa fantatr’ireo voafonja namany fa pasitora izy, dia nangatahin’izy ireo hitoriteny. Izany tokoa no nataony, ary nizara bokim-pivavahana koa izy. Nanao batisa azy ireo aza izy, ary nitarika fanompoam-pivavahana fanasan’ny Tompo. “Indraindray" hoy izy, “sarotra ny nanao asa fanompoana tao am-ponja, saingy nisy fifaliana koa tao, indrindra rehefa mahazo valim-bavaka sy mahita ny fiainan’ny olona miova.”
Tany am-ponja no nanoratan’i Paoly ny epistiliny ho an’ny Filipianina sy ny Kolosianina (jereo ny Fil. 1:7, Kôl. 4:3). Tany Filipy mantsy, taorian’ny nanendrikendrehana an’i Paoly sy i Silasy, dia nobolokin’ny mpiambina fonja mafy tamin’ny boloky hazo ny tongony (Asa 16:24). “Ary nony namatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an’Andriamanitra” izy ireo; “ary nihaino azy ny mpifatotra.” – Asa. 16:25. Fantatr'izy ireo tsara tokoa izany hoe “mifaly mandrakariva” izany.
Hodinihintsika amin’ity herinandro ity ireo toe-javatra natrehin'i Paoly. Tanjona lehibe mihoatra noho ny zava-nitranga taminy no hitany, ary inoana fa azontsika atao ny mandray lesona avy aminy eo am-piatrehantsika ireo fitsapana tsy azo ihodivirana rahateo eo amin’ny fiainantsika.

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
LESONA 1 Q1 2026 ENJEHINA NEFA TSY NAFOY DR JEAN JACQUES ANDRIAMPARANY

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Lesona 4 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao   Firaisan tsaina ao anatin'ny fanetren tena

Lesona 4 Q1 2026 mp4 Dr Benoit Rakotovao Firaisan tsaina ao anatin'ny fanetren tena

Забытый метод выращивания картофеля, который даёт огромные урожаи без усилий

Забытый метод выращивания картофеля, который даёт огромные урожаи без усилий

Архікатэдральны касцёл

Архікатэдральны касцёл

Aviavy - Groupe Ndriana Ramamonjy

Aviavy - Groupe Ndriana Ramamonjy

ТИМОШЕНКО АРЕСТОВАНА: Аудиозаписи Взяток, Депутат-Предатель И Ночной Обыск | Что Произошло?

ТИМОШЕНКО АРЕСТОВАНА: Аудиозаписи Взяток, Депутат-Предатель И Ночной Обыск | Что Произошло?

Как побеждать зло добром❓

Как побеждать зло добром❓

Если слышите это от детей — немедленно уйдите, они вас не уважают. мудрость

Если слышите это от детей — немедленно уйдите, они вас не уважают. мудрость

КНИГА ЭККЛЕСИАСТА ~ [ читает антон шутов]

КНИГА ЭККЛЕСИАСТА ~ [ читает антон шутов]

KONIEC ROPY? Gigantyczne odkrycie Kanady szokuje rynki

KONIEC ROPY? Gigantyczne odkrycie Kanady szokuje rynki

36 tompo o henoy

36 tompo o henoy

Lesona 3 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany   Fiainana sy fahafatesana

Lesona 3 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany Fiainana sy fahafatesana

Почему зарядка после 60 ускоряет потерю мышц? Парадокс сардинских долгожителей | ЗДОРОВЬЕ ДАРОМ

Почему зарядка после 60 ускоряет потерю мышц? Парадокс сардинских долгожителей | ЗДОРОВЬЕ ДАРОМ

FANOMEZANA TSARA INDRINDRA

FANOMEZANA TSARA INDRINDRA

PRZEŁOMOWE DECYZJE TRUMPA - JEST ZASKOCZENIE

PRZEŁOMOWE DECYZJE TRUMPA - JEST ZASKOCZENIE

Урок 4. Единство, достигаемое смирением

Урок 4. Единство, достигаемое смирением

Coś, co nie powinno istnieć, dziesiątkuje Rosjan pod Kupiańskiem

Coś, co nie powinno istnieć, dziesiątkuje Rosjan pod Kupiańskiem

ХРИСТИАНСКИЕ ПЕСНИ ИСЦЕЛЯЮЩИЕ ДУШУ — Сборник из 20 песен  — Maranatha Brothers

ХРИСТИАНСКИЕ ПЕСНИ ИСЦЕЛЯЮЩИЕ ДУШУ — Сборник из 20 песен — Maranatha Brothers

ILAY ADY FARANY

ILAY ADY FARANY

"𝐌𝐈𝐒𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐀𝐎" - Miradia

Почему «хороших» людей не уважают? Сделайте это, и вас зауважает даже самый гордый!

Почему «хороших» людей не уважают? Сделайте это, и вас зауважает даже самый гордый!

© 2025 ycliper. Все права защищены.



  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности



Контакты для правообладателей: [email protected]