DEBAT CITOYEN #8 : Ny zo hanana rano
Автор: Fanainga
Загружено: 2020-09-18
Просмотров: 22
Описание:
ADIHEVITRY NY OLOM-PIRENENA.
Hiresaka momba ny rano sy ny zon'ny olombelona tsirairay hisitraka izany isika ny Zoma 18 septambra amin'ny 10ora maraina.
Raha ny antontan'isa mantsy dia 35% ny malagasy ihany no afaka misitraka rano madio sy ampy hosotroina sy hidiovana ary ampiasaina an-davanandro. Tsy mitovy rahateo ny fahafahana misitraka izany any amin'ireo faritra samihafa eto Madagasikara.
Izany no ilana ny fiaraha-mietan'ny tsirairay mba hahafahana manome rano ho an'ny olom-pirenena. Isika rahateo efa manana ny atao hoe "Code de l'eau" izay mamaritra ireo fepetra hahafahana manatanteraka izany vina izany. Koa asaina isika olom-pirenena hanaraka mivantana ny adihevitra eto amin'ny pejin'ny #Fanainga.
Adihevitra iarahan'ny Fanainga manomana amin'ny Studio Sifaka.
#SociétéCivile
_______________________________________
Retrouvez nous sur notre page facebook : / fanainga
Nous sommes également sur Twitter : / fanainga
Pour plus d'informations sur nos appuis : [email protected]
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: