DÉLESTAGE TOAMASINA - SONGADIM-BAOVAO REAL NEWS
Автор: Real TV Madagasikara
Загружено: 2024-03-14
Просмотров: 1107
Описание:
Midina an-dalambe mitaky ny hamerenana ny herinaratra ny mponin’i Toamasina. Nirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso nanaparitahana ireo mponina saingy tsy nihemotra izy ireo.
Omaly tamin’ny 11 ora atoandro no tapaka ny jiro ka tsy mbola niverina hatramin’izao amin’ny ankamaroan’ny tanana.
Androany tamin’ny 6 ora sy sasany hariva vao nanao fanambarana ny orinasa JIRAMA fa ny fahataran’ny famatsiana ny solika mavesatra manodina ny milina mamatsy herinaratra no mitarika ny fahatapahan’ny herinaratra io.
#madagascar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #invitedujour #realtvdirect #reatvlive #realtvlivestreaming #abonnezvous
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: