Kaëd - Hitako - (Official Music Video) | Pop, Country, Yodel | Malagasy Music
Автор: KAËD
Загружено: 2025-10-19
Просмотров: 9808
Описание:
"Hitako", le nouveau single de Kaëd ! Ce morceau POP/RnB unique mêle des sonorités modernes à des touches de yodel (yodeling) pour raconter l’histoire d’un amour retrouvé et partagé. Chanté en malgache, "Hitako" capture la joie, la romance et l’émotion à travers un refrain entraînant et des hooks mémorables. Inspiré par des légendes de la musique internationale comme Michael Jackson et Bruno Mars, Kaëd vous fait entrer dans son univers.
🎶 Écoutez "Hitako" et laissez-vous emporter par l’univers musical original de Kaëd !
#Hitako #Kaed #MalagasyMusic #PopMusic #RnB #Yodeling #MalagasyLoveSong #KaedMusic #NewMusic2025 #HitakoOfficial
🔔 Abonnez-vous à la chaîne pour plus de musique originale !
Paroles :
HOOK:
Na na na na na na na na na na
Boum bap (×4)
Oh masoandro, masoandro
Mba omeo ahy ilay anjaram-pitiavako
Oh masoandro, masoandro
Efa ela izay no mba niandrasako
Ny faniriako izao dia ny hoe...
Tiako rehefa izaho mihira iny dia mba misy manaraka ahy
Rehefa mba mandihy iny dia mba miara mandihy izahay
Ka omeo fahitana aho hoe aiza ny ahitako izany mba miangavy fa tena efa mila izany izato tenako ato
Ka atoroy aho [Atoroy aho]
Ka atoroy aho [Atoroy aho]@
Hoe ery na hoe ery na hoe ery
Oui!!!!
CHORUS:
Indro fa hitako
Indro fa hitako izy iny
Indro fa hitako
Oeiei
Tsy avotsotro intsony anao ry fanomezako
Yêu em bé Yêu em bé-ako
HOOK:
Na na na na na na na na na na
Boum bap (×4)
Hitako izy dia...nomeny ahy
ny...marik'ilay...mamatotra ahy
Na ny fahanginana [Fahanginana]
Toa lasa tsara [Lasa tsara]
Hm,rehefa zaraiko aminao izany ry malala
Tanteraka ihany anie ilay nofinofy iray,hatrizay
Hoe hiara hihira yodeling foana izahay
Yodeling,Yodeling
CHORUS:
Indro fa hitako
Indro fa hitako izy iny
Indro fa hitako
Oeiei
Tsy avotsotro intsony anao ry fanomezako
Yêu em bé Yêu em bé-ako
Pour collaboration, contactez-moi sur Fiverr :
https://fr.fiverr.com/kaedrk
TikTok
/ kaed335
Instagram
/ rkvahinisoa
Facebook
/ 100095301180155
Kaed - Lorie - Sur Spotify et Apple Music :
https://open.spotify.com/intl-fr/trac...
/ hitako-single
https://open.spotify.com/album/7gYbYM...
Повторяем попытку...
Доступные форматы для скачивания:
Скачать видео
-
Информация по загрузке: