ycliper

Популярное

Музыка Кино и Анимация Автомобили Животные Спорт Путешествия Игры Юмор

Интересные видео

2025 Сериалы Трейлеры Новости Как сделать Видеоуроки Diy своими руками

Топ запросов

смотреть а4 schoolboy runaway турецкий сериал смотреть мультфильмы эдисон
Скачать

Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO... (Acoustique Reggae Version Janv.2016)

Автор: Mr SAYDA

Загружено: 2016-01-16

Просмотров: 68808

Описание: AMBANI'DIA REKORDZ 2016.

Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO

Fa na notazominy mafy aza ianao
Nalala fa tsy maintsy handeha izy
Naleonao niafy é
Zay natsangana tsy maintsy ho arodana é
Tsy naniry azy ny ratsy ianao
Nomenao fitiavana be izy
Na mba te iatsampy eny aminazy ny fonao torovana

Mbola te hatoky azy ianao
Nefa tsy nahavoky azy ianao
Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao
Te mba hampody azy ianao
Mbola manofy azy ianao
Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao

fa nofy ny anareo
izy koa mpandalo
alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh
ny tantaranareo
izay niarahanareo
izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh
(teo oh oh oh)

Dia indraindray tafatonona anazy ianao
refa irery mangingina
natsiaro vo mafy é
fa nataony fandalovana
ka tafatombona oazy ianao
nitomany teo ampandriana
ka lasa nivavaka é nanonona fivalozana é

fa diso natoky azy ianao
Nefa tsy nahavoky azy ianao
Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao
Te mba hampody azy ianao
Mbola manofy azy ianao
Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao

fa nofy ny anareo
izy koa mpandalo
alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh
ny tantaranareo
izay niarahanareo
izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh
(teo oh oh oh)

Fa na notazominy mafy aza ianao
Nalala fa tsy maintsy handeha izy
Naleonao niafy é
Zay natsangana tsy maintsy ho arodana é
Tsy naniry azy ny ratsy ianao
Nomenao fitiavana be izy
Na mba te iatsampy eny aminazy ny fonao torovana

Mbola te hatoky azy ianao
Nefa tsy nahavoky azy ianao
Ka lasa nitady mpampiantrano hafa izy ho asolony anao
Te mba hampody azy ianao
Mbola manofy azy ianao
Ho eo anilanao ny ampitso @ lera izay ifohazanao

fa nofy ny anareo
izy koa mpandalo
alefaso lay hira ho izy raha toa ianao mahatsiaro oh oh oh
ny tantaranareo
izay niarahanareo
izay rehetra nomenao azy fony izy mbola teo oh oh oh
(teo oh oh oh)

Auteur – Compositeur: ANDRIANIFAHANANA RAZAFINTSALAMA Miandravola Rojotiana a.k.a Mr SAYDA
Extrait de l’album « ZAVA MISIE » en mars 2016.

-Video Upload powered by https://www.TunesToTube.com

Не удается загрузить Youtube-плеер. Проверьте блокировку Youtube в вашей сети.
Повторяем попытку...
Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO... (Acoustique Reggae Version Janv.2016)

Поделиться в:

Доступные форматы для скачивания:

Скачать видео

  • Информация по загрузке:

Скачать аудио

Похожие видео

Mr Sayda Live Accoustique 2022

Mr Sayda Live Accoustique 2022

Джем – Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO... (Acoustique Reggae Version Janv.2016)

Джем – Mr SAYDA - FA NOFY NY ANAREO... (Acoustique Reggae Version Janv.2016)

Джем – Mr SAYDA

Джем – Mr SAYDA

Avicii, Dua Lipa, Coldplay, Martin Garrix & Kygo, The Chainsmokers Style - Summer Vibes #12

Avicii, Dua Lipa, Coldplay, Martin Garrix & Kygo, The Chainsmokers Style - Summer Vibes #12

DOM RASOLO- Ampitao aminy

DOM RASOLO- Ampitao aminy

Mr SAYDA - MAHAFINARITRA NY FIAINANA

Mr SAYDA - MAHAFINARITRA NY FIAINANA

Deep Feeling Mix 2025 - Deep House, Vocal House, Nu Disco, Chillout | Emotional / Intimate Mood

Deep Feeling Mix 2025 - Deep House, Vocal House, Nu Disco, Chillout | Emotional / Intimate Mood

HAFA MIHITSY | REKO

HAFA MIHITSY | REKO

MR SAYDA & PIT LEO Feat ODYAI - MBA VALIO ( Official Video ) [ GASY PLOIT / MISIE MILAY ]

MR SAYDA & PIT LEO Feat ODYAI - MBA VALIO ( Official Video ) [ GASY PLOIT / MISIE MILAY ]

D'Alvis izy sa za

D'Alvis izy sa za

Fête de la Musique 2021 - Misié Sayda

Fête de la Musique 2021 - Misié Sayda

Mr Sayda & Pit leo BG AN'I JESOSY (official music video)

Mr Sayda & Pit leo BG AN'I JESOSY (official music video)

Feeling Good Mix 2025 | Deep House, Vocal House, Nu Disco, Chillout Mix | Emotional / Intimate Mood

Feeling Good Mix 2025 | Deep House, Vocal House, Nu Disco, Chillout Mix | Emotional / Intimate Mood

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

North & Center - Tsy digniko

North & Center - Tsy digniko

RaBoussa - Aleo izy ho any (new clip)

RaBoussa - Aleo izy ho any (new clip)

EFA FANTATRAO - Abi ft Mr Sayda 'n' Pit Léo (Offishal video by OzO Ent) 2016

EFA FANTATRAO - Abi ft Mr Sayda 'n' Pit Léo (Offishal video by OzO Ent) 2016

ZULU: Calming African Melodies | African Vocal Music for Serenity, Peace & Relaxation

ZULU: Calming African Melodies | African Vocal Music for Serenity, Peace & Relaxation

Mr SAYDA - IANAO RY SIPAKELY [COULISSE]

Mr SAYDA - IANAO RY SIPAKELY [COULISSE]

Summer Relaxing Vibes 4K UHD 2025 🍹 Chill Tropical Deep House Mix | XDeep Music

Summer Relaxing Vibes 4K UHD 2025 🍹 Chill Tropical Deep House Mix | XDeep Music

© 2025 ycliper. Все права защищены.

  • Контакты
  • О нас
  • Политика конфиденциальности

Контакты для правообладателей: [email protected]